Efa betsaka ny kilalaonay aty azo anaovana an'io tsara. Ny sambon-danitra nalefa any amin'ny planeta mercury aza afaka atao an'io tsara. Ka moa ve izay ety ambonin'ny tany.
soanja: saotra aky @ infos fa tena taraiky be a
ravatorano, tslem: tena maheno hira tokoa ve nareo? dsl zany fa ny anay aty tsy misy hira zany
ika:ngah i ika mahay reny bruitage sy fanamboarana film reny? tiako b koa aloha le mianatra an'reny bruitage reny, oh hoe: refa manao feu d'artifice dia ny balom no apoaka
fijo: za tsy nahalala we sary mihetsika fa namerina nijery vao nahita commentaire
rakapy: merci e, marina mihitsy zany lazainao
tena very za ra mino an'ireny fa teto za mba gaga ihany we : ahoana koa aza le ET @ olotsotra tsy masiaka nefa refa misy mitifotra de mivadika biby
mora mande lavitra ange le saina e!
de ny ahy aleoko manontanitany foana aloha toa izay minomino foana
merci daholo ô!:-*^:^