sipa kely mtady vady

41. Rabendiy ( 18/01/2008 16:04)
Ho be molotra mihinana koba @izany hevitrao izany ianao ka ho tafaray samy matevina!@ ireo mpanala azy fotsiny!izao no izy ry sipa kely mitady vady!ts tarehy no vadiana fa toetra koa tandremo ary sao ho sendra sakay ka hirehoka fa izay vonona hanome kaozy milay sy fananarana milay rehefa tonga @le irinao e!
42. niainasan ( 04/02/2008 19:19)
kdd
43. Mam ( 05/02/2008 15:31)
iza no ihara maty tanora @ndry eo ry tinah289 ireny olona tsisy vady ireny zao no mety @ izany
44. Papoose ( 06/02/2008 14:57)
virja v sa tsia fa arakarak'io le chance :°);-)
45. Faks ( 27/02/2008 15:27)
slt tsy vady loatra angamba no tadiavinao fa namana
46. Papoose ( 28/02/2008 03:47)
iza io!!
47. clermond ( 29/02/2008 15:42)
manahoana ianao faly no anarako . Mila mba hiresaka amnao ny tenako raha mba hazo atao . ramptso hariva itiny nimeruo telehpona 03406844 dia mba hantsoy rahazohatao:lol:
48. Papoose ( 01/03/2008 06:50)
blanche
neige ve?:-D

49. rasabo ( 01/03/2008 07:59)
ny vady ange ry sipa fitady eh, fa aleo tadiavina toa izay mitady, za ko band kel mitady kaly
50. RAKVOL ( 30/03/2008 16:26)
izay mbola tsy tao@ fanambadiana ihany no te hiditra ao; "IRI-MAHORY IO" conseil ny ahy araraoty aloha ny fiainana ;misy fitoanany daholo ny zavandrehetra .
51. comptezo ( 01/04/2008 18:01)
message
tinah289:

, plus de 50 ans e



Ehhhhhh za mbola tsy 50 taona !(zay no probleme)
tsy lol!!!! tsy mdr!!!!!!!

ndrindra olona matotra


Za kou nefa mbola tsy matotra mitsy!!!
Zany hoe tsy vôray zany!!!
52. Papoose ( 06/04/2008 19:19)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
53. yaz ( 11/04/2008 05:53)
tinah289:

coucou dâoly!
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
1m56 ,40kg, blanche ...
zay ary fa dia faly mandray anao izay vonona!

bye!!(l)

za lo vonona e ra met enao sady tsotra

54. xxx ( 22/04/2008 12:51)
(l)
tinah289:

coucou dâoly!
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
1m56 ,40kg, blanche ...
zay ary fa dia faly mandray anao izay vonona!

bye!!(l)



55. Papoose ( 26/04/2008 23:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
56. kotodix ( 28/04/2008 07:16)
aiz mpetrak de misy sary v??
57. thejinxman ( 28/05/2008 08:09)
vo 18 ans marina ve ndry?tsy aleo ve namana azo ifampiresahana tsara alo no tadiavin é.ra ohatra ndri ka liana diamanorata aty amiko :/ javascript:emoticon(':/')
javascript:emoticon(':/')
58. soatokoa ( 06/06/2008 13:53)
Toro-hevitra ny ahy ra sipa kely, aza mbola maika fa mbola ho leo indry mahafinaritra amboalohany io fa mangidy fiafarana raha tsy hoe angaha entina ambavaka, misaotra betsaka re
59. minoulavitra ( 14/06/2008 13:56)
Mbola à jour ve io faniriandry io ry Tinah289? Misy "masiaka teny" ny Gasy, ary misy tena hita hoe "manala azy" fotsiny, fantatra be @ zavatra soratany... Ohatry ny tsy efa nandalo na mbola handalo @io taona FENO FANIRIANA io... Fa zà dé mitsotra hoe : ATAOVY ARAK IZAY MAHAFINARITRA ANDRY NY FIAINANA FA SAMY MANANA NY VINTANY SY NY ANJARANY NY OLONDREHETRA. Ny feon'ny fieritreretandry irery ihany no afaka manoro hevitra andry fa n'inn n'inn proposer-ny mpikambana eto. Tsy voatery ho Gasy ny vady milay an!!!
60. upem ( 27/10/2008 13:28)
Aimé
salut ndy
Afaka manoratra @ ty adires ty ve dry

bye!!(l) tinah BZZ ..



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3941