Mitady olona maika

1. xxx ( 22/11/2007 18:01)
Manahoana daholo!
Mitady maika olona avy any Ambondrombe (Fianarantsoa) afaka mba miondra an'le hazo hoe "lalimena" (ataon'ny olona koa hoe hazon-dolo) hitsaboana olona aty Antananarivo. Mametraha adresse mail azafady. Misaotra mialoha
novalian'i rhina ny 19/08/2009 12:06
2. xxx ( 22/11/2007 18:27)
:roll::roll::roll::roll:oudry! ahoana no hamaliana anao raha miafina ambadiky ny xxx enao????
3. booboo ( 22/11/2007 18:42)
eny @ ireo mpivarotra raok'andro ao Analakely ve tsy misy mivarotra na kely aza ? ...
4. endrika01 ( 22/11/2007 22:29)
xxx:
:roll::roll::roll::roll:oudry! ahoana no hamaliana anao raha miafina ambadiky ny xxx enao????
Ka ixxx anié ry ari.malala ,mitady olo avy any fianara.Zany hoe raha misy namana avy any fianara ato@serasera de mbô valio malaky xxx.Mety tsy tiany homena antsika ny mail-ny ka hoan\'izay hafatra zay angamba de clikeo ny pseudo ny d\'efa voavaha ny olana,de hita eo ihany ny tohiny e e e
5. xxx ( 26/11/2007 15:18)
Mametraha adresse mail azafady
Apetraka aiza ? eto ve ? ko raha tsy inona ko :wink:
6. xxx ( 26/11/2007 19:03)
:-D:-D:-Dka hay ve pseudo mihitsy ilay xxx e! nheveriko fa miafina amin'ny xxx izy mametraka dinika io izany no antony nolazaiko hoe ahoana no hamaliana anao raha miafina ianao.

endrika01: izaho tsy ari.malala fa aoana koa ary izany fitsatokao izany?:roll:
7. melody ( 26/11/2007 20:13)
inn daholo ary ity?:?:?:°)
8. rova30 ( 28/11/2007 02:14)
:?::?::?:
:!::!::!:
:arrow::?:
9. xxx ( 28/11/2007 19:14)
Za no nanoratra an'le hafatra voloany indrindra io d mba ataovy sérieux le izy azafady. D ho an'ilay nilaza hoe angaha tsy hita eny analakely dia lazaiko fotsiny hoe endémique any amin'io faritra io le izy Ka sarotra be ho an'ny olona ety ny hanana azy. Za vonona ny handoa ny sarany izay ilainy fa izay mba afaka mitondra azafady dia milaza fotsiny hoe misy aty dia za no mi-contact azy.
10. soanja ( 29/11/2007 05:26)
xxx> rehefa tsy misy io hazon-dolo na lalimena io dia soloy Mandravasarotra fa afaka manampy io zavamaniry iray io.
11. pifa ( 30/11/2007 16:03)
lalimena tige kely iray ve sa lalimena bedabe (oh: 1 sobika) de raviny sa felany, tahony sa fakany,sa voany ets. Ampio le inf° ra azo atao. De hita eo ny mety hanampiana anao.
12. xxx ( 04/12/2007 19:19)
Na plante 1 fotsiny ary dia mety satria tsy dia goavana koa io plante io raha ny fahalalako azy.fa ny mandravasarotra tsy mety satria olona nisy namosavy ilay hotsaboina . Eo am 50 cm eo ho eo no tena ilaina fa efa may ny endim-boanjo ka zay hita aloha dia raisina e. Misaotra betsaka an'izay afaka manampy.
13. rafoko ( 06/02/2008 12:38)
Fa le izy ve biznesy sa aôna ? :D
ra bizna de mazoto ny aty ;-)
14. melody ( 06/02/2008 18:54)
rafoko: tsy biznesy fa hitsabona olona marary hono kou,
hitsaboana olona aty Antananarivo.
fa raha tena mahasitrana tokoa izay vao havadika biznesy an!
15. rhina ( 19/08/2009 12:06)
rafoko:

Fa le izy ve biznesy sa a�na ? :D
ra bizna de mazoto ny aty ;-)



i rafoko ko zany mba saina bizina io ihany no efa ts mampandroso antsika d avy ko i melodie d mjapy an'i rafoko.

ts mampandroso io sad itsabona marary koa ne le izy e!!! sa? lainga zany!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6609