Omeo vola ary

1. xxx ( 30/10/2007 13:36)
http://www.environmentalgraffiti.com/?p=397

Rachmat Witoelar, environmental minister of Indonesia, had recently proposed that richer nations pay Indonesia $20 per hectare to preserve the rapidly shrinking forests in the country.

" Raha tianareo hiaro ny ala izahay dia omeo vola ary "
Tsy mitady hivarotra tanindrazana ary ve izany ?
novalian'i kiadi ny 11/03/2008 07:58
2. simplex ( 30/10/2007 14:36)

Plutot milaza hoe tsy rarahanay na ho simba aza ny tontolo iainana. Refa tsy anome vola nareo d aleo ho eo :)

Efa misy etuode mande any hoe atao "options" reelle @ Stock exchange ihany kou ny emission gaz a effet de serre, d afaka mivarotra ny firenena mahantra tsy manao an'zany loatra, ary ny firenen-dehibe no mividy azy, d mi-equilibre @ anjaran'ny tsirairay. Zany hoe ohatra hoe i bekintana ohatra manohy mandoto ihany fa i Dago no tsy manapitra ny anjarany. D mifameno ireo, ary kotiana ho toy ny mbola eo ambanin'ny fetra azon'ny firenena 1 atao ihany le izy ho an'i Dago sy bekintana...

Zany hoe ny firenena lehibe manao didin'ny be sandry fotsiny no tsy hampety azy... atody miady amam-bato kou ve moa :roll::°):lol:8)
3. sarobidy ( 31/10/2007 09:12)
trop b ndray zany fitiavam-bolandry zareo zany, vola nefa ono hataony inn e :roll::oops:
4. pifa ( 03/11/2007 11:02)
tsy ratsy!kanefa tsy dewé meo vola zay ra tinareo hiaro ny ala sns fa wé : HAY misy vola natokana hoan'ny tontolo iainana atsy! ndao tsika hiaro ( x 3 ny AP) de haka vola any! Nefa refa azo le vola de i-dépanéna anaovana referendum sns! le olona any ifotony manao tevy ala, sarbô, mihinana lemurien ihany! le ala tsy voaaro, ny olona mahantra.
Fika makalilo ééé!
msôtr ry xxx mahalala ny toe-java-misy!
5. xxx ( 04/11/2007 11:26)
simplex:
Plutot milaza hoe tsy rarahanay na ho simba aza ny tontolo iainana. Refa tsy anome vola nareo d aleo ho eo
Inona tokoa moa no irarahiana an'izany ? Ry zalahy efa nahavita ny fanasimbana be rehetra, ka ahoana ny sasany no tsy havelany tsotra izao hivelona amin'ny tontolony iainany ? :wink:

Ozizy i Ratsimamanga izay :
"Mila omena alternative ny olona fa tsy azo tonga dia terena fotsiny hoe aza mandoro ala" (fitadidy malalaka)

Izany hoe :
- Omeo vahaolana alternative ary ny mpanao/mpivarotra saribao dia tsy hosimbainy ny ala
- Omeo vahaolana alternative koa ary ny mpamboly an-tavy dia tsy hosimbainy ny ala
- Omeo vahaolana alternative koa ny vahoaka mpanjifa saribao, vahaolana "maitso", ary economiquement viable fa raha tsy izany tsisy dikany :
* tsy saribao sy kitay
* tsy energie fossile

Fa raha tsy vita ny manafoana ny tolotra rehetra sy ny tinady rehetra dia hosimbaina foana ny ala !
6. xxx ( 08/11/2007 12:31)
Azavao le oe Alternative :oops:
7. rafoko ( 06/02/2008 12:44)
He e!Fa anga tsy misy tsony fanampiana avy any ivelany
no de aty amin'ny mafiady indray no mangataka

ataoko hoe mbola malaza hatrami'izao ny
hoe :Minoa fotsiny ihany
8. kiadi ( 11/03/2008 07:58)
anisany firenena matanjaka be anefa ra i indonesia fa de fitadiavambola fotsiny io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6937