voan'ny nendramboalavo ny zanako

21. Tanora ( 02/11/2007 20:13)
ny ranomasina no aingana indrindra manasitrana sy manamaina ny nendra, andramo dia hitanareo dia isaory ny Zanahary!
22. ari.malala ( 06/11/2007 13:46)
ika, tssy vaksiny raha ts diso za ko!
23. ikaretsaka ( 06/11/2007 17:52)
dia rehefa voa izany de ranomasina ko! misoaotra @ ilay sopapa e
24. mignone ( 06/11/2007 19:17)
au contraire ny ndray nefany no hitako an , vao nentina tany am ranomasina ilay nendrambolalavo dia voa maika nivoaka beuuu :cry:
25. ari.malala ( 07/11/2007 06:35)
ika, io nisaceptol io wa tena efficace marine!
26. ikaretsaka ( 08/11/2007 04:12)
ary inona ilay hoe variole de inona ilay hoe varicelle?
ny aza voany aloha izao no hitako fanafodiny e..
fa misaotra ari @ sopapa a
27. ari.malala ( 08/11/2007 07:44)
variole kitrotro, io le nazavaiko ery ambony ery hoe feno bouton ny vatana, hatrany anaty vava no sady mikohaka be le zaza na olona voany, de sady mamay be, fa ny varicelle nendramboalavo tsy mampikohaka, eo am tarehy no manomboka misy bouton de mangidihidy ny zaza le izy, somary misy rano zay ao anatiny ao d io le vakin'ny nisaceptole sy amaininy vetivety fona mints, d mamay le zaza na olona voany, d minana fampidinan-kafanana ftsn d zay, zay alou no natoron'ny dokotera t@ Toky voa e, fa ny aza voany marina alou, d mirary fahasalamana hoan'izay sanatria voa.

Ary nanahoana marina zay ny zanak'i nenipita e!
28. nenipita ( 14/11/2007 08:55)
misaotra betsaka anareo akia fa efa sitrana tsara izao ilay zanako voan'ny nendram-boalavo; Miala tsiny raha izay vao tonga fa tena mbola sahirana kely t@ ilay zaza, Ngah tsy inona hoy ianareo fa nifindrany sahady ilay zazakely zandriny izay vao 2 mois faz efa maina be koa ilay izy fa tsy maninona sady tsy de be de be loatra ilay izy fa teo amin'ny fe keliny no nisinisy ; Mirary soa daholo e
29. ari.malala ( 15/11/2007 07:19)
tsara izany refa salama ny ankizy e, soa aza izy voa dieny zao de mba ts sahirana tsony refa any aoriana any, dia maroroa ny taiza ramatoa a:):-*
30. alibaysalim ( 14/07/2018 11:46)
Maharitra firy andro io aretina nendramboalavo io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3546