Sarona tavoahangy plastika

1. xxx ( 14/10/2007 21:11)
Nisy fotoana izay teto france; nanangonana sarona tavoahangy plastika.
Ny tanjona voalohany, dia recyclage havadika hanaovana akanjo; ary manaraka izay dia ny vola azo avy amin'io hono , hanampiana association any M/kara.
Efa nihazatra ihany izahay , nanangona izay ato antrano ary manatitra eny @ ireny fanangonana azy ireny. Saingy ny olana fotsiny izao dia toa tsy misy intsony ireny baorina boribory fanangonana azy ireny, asa raha aiza indray no fanangonana azy @ izao fotoana izao?satria efa mihabetsaka ihany no voahangonay.
novalian'i sitlo ny 15/10/2007 13:20
2. XxxX ( 15/10/2007 04:37)
havadika hanaovana akanjo ?
http://bouchons14.free.fr/Pages/recyclage.htm#sommaire
ka maninona no tsy hanontaniana ny olona nampanao an'io fanangonana io ?
3. xxx ( 15/10/2007 12:12)
xxxX:Misaotra anao @ renseignement!:)
Mbola vao hanadihady ihany aho ny momba an'io, saingy tsy tadidiko intsony, ny anaran'ilay association!
Ny anay mantsy nanatitra fotsiny ,toy ireny atao eny @ recyclagen'ny tavoahangy sy taratasy ireny ,dia izay fotsiny, fa tsy nojerena akory ny anaran'ilay assoc..Ka eto aloha aho no nanontany.Ary ny anay ireny sarona tavoahany eau minerale ireny ihany no nangonina (satria misy isan'andro)ka naharitra elaela ihany vao feno ny daba nasiana azy.
4. sitlo ( 15/10/2007 13:20)
iza koa io? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG] hahaha haha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2917