Madagasikare

21. bida ( 14/04/2008 20:43)
Raha mande any Morondava ianao dia mankanesa @ plage hoe Ankimony fa ho hitanao ny hasoany
22. melody ( 15/04/2008 20:08)
Mahagaga ahy tokoa izany satria efa tany morondava ary nivezivezy fa tsy mbola naheno na nahita io toerana lazainao io, tena mila guide mahay be toa anao izany za knou :wink: :lol:
23. Belami ( 18/04/2008 23:09)
Aza manahy fa ndesiko any ianao e! ny coup de soleil no tandremana !
Plage madio sady mangina be nefa tsara be ! Mampitsangambolo sahady :-D :-D :-D
24. melody ( 19/04/2008 21:03)
i Belami koa izany hanao volontaire hitondra ahy handende? misaotra e....
:-*
25. Belami ( 20/04/2008 18:43)
melody tsinona matahotra ny tsy ahita le toerampahasambarana , de aleo volontaire mihitsy hitondra anao any :*
26. melody ( 22/04/2008 17:04)
toerampahasambarana
27. melody ( 22/04/2008 17:08)
tena izay mihintsy ilay tadiaviko - dia efa vô réservé izany enao ry Belami :-D :-D , @ teny vahiny moa dia hoe 'its a date' hihihi
28. Belami ( 22/04/2008 17:37)
:-w :-w :-w aleo mandinika tsara aloha :-$
29. xxx ( 22/04/2008 17:44)
matahotra ny masony ndray belami nefa te hividy ny lohany :-D
30. Belami ( 22/04/2008 18:25)
:-w :-w :-w :p
31. melody ( 22/04/2008 21:26)
Belami: inona indray ary ity maka fanahy ity? :wink:
32. Belami ( 23/04/2008 18:53)
melody : mbola mandinika ilay date aho =)) =)) =))
33. melody ( 24/04/2008 21:10)
Belami: fa ahona no mbola handinika indray e, noheveriko fa efa raikitra ange ilay rdv e? :wink:
34. Belami ( 24/04/2008 21:30)
melody : efa raikitra ka , de any mihaona zany e =)) =)) =))
35. melody ( 24/04/2008 21:41)
tandremo ary so mametrapetraka an :-D :-D :-D
36. Belami ( 25/04/2008 12:02)
Andraso eo @ Stationnement ny Taxi Brousse aho zany e!!! eo foana ho manera eo =)) =)) =))
37. Belami ( 27/04/2008 10:11)
melody:

tandremo ary so mametrapetraka an :-D :-D :-D



fa aiza ihany ianao ? isa maraina aho efa miandry eny @ stationnement ny Taxibrousse foana :roll: :roll: :roll:
38. prime ( 29/04/2008 12:40)
:-D
39. melody ( 30/04/2008 21:06)
ka nifandiso izany ilay fotona kou, izaho niandry anao tany @ aeroport :-D :-D :-D :-D kay ny anao taxibrousy kty =)) =))
40. Belami ( 01/05/2008 14:51)
melody:

ka nifandiso izany ilay fotona kou, izaho niandry anao tany @ aeroport :-D :-D :-D :-D kay ny anao taxibrousy kty =)) =))



aleo mihitsy miara-miainga zany , andrasako eo Anosibe ndray zany ianao :roll: :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034