Ahoana ihany Madagasikara ity????

1. joker ( 02/10/2007 06:57)
mba vakio kely ny blog dia mamela commentaire raha mazoto
http://rabejokergasy.over-blog.com/
2. Fiffi ( 02/10/2007 07:39)
ahoana ihany ahoana moh zany ? heu.....ohatra ny mpangataka kosa kalou de ahitana an'io n'aiza n'aiza an ! saingy....marina fa hoe mbola bdb ny olona mahantra any dago....mbola ho avy ny anjara masoandrony an !
3. rova30 ( 02/10/2007 14:37)
Raha mba toa azy(ny mpanoratra) daholo mantsy, ny akamaroan'ny mpanolon- tsaina ao ambony ao!
4. Herimiafina ( 06/10/2007 05:33)
Ny tena hahafantarana hoe mahantra ny tany iray dia ny fampitahana ny zava-misy andrenivohitra sy ny ambanivohitra.

Mandeha 50 km fotsiny ianao miala ny afovoan'ny tanandehibe dia efa hitanao miha-mikorosy fahana arakaraky ny hahalavirana.

Ny antony trotra dia satria mitangorona ao antanan-dehibe avokoa ny ankamaroan'ny olona izay tokny hiparitaka manodidina (Exode rural), kanefa dia lasa 4-mi.

Toy ny afrikana maro mamono tena mihintsy misaoty fefy ho any Europe, kanefa dia fadiranovana fa any anaty ala no matory mandositra polisy.

Ny fandrindrana ny fiterahana dia efa maro no miasa amin'io fa ny oalna dia ny manana no miteraka vitsy fa ny mahantra no miteraka betsaka satria harena ny zaza amin'ny asa any antsaha.

I Madagasikara midadasika fa ny olana dia ny 80% dia ringitra sy ala ary vatobe tsy azo hipetrahana.

Ny alikaola indray mety ho olana mety tsy ho olana satria i Allemagne izay 2eme puissance erantany aza no tena mpisotro becks indrindra erantany. :^)

Ny vaha-olana dia ny fiparitahan'ny ressource rehetra fa tsy ny fanangonana azy antanandehibe fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1741