Tsikera!

21. LazaDaddy ( 28/09/2007 00:40)
Herimiafina> tsy mampiova ny vidiny akory anie ilay izy r'ise e. Fanahy iniana tsy diovina fotsiny satria "voretra" ny toetsain'ny mpanjifa. Mampalahelo tokoa fa aoka aho tsy hihomehy.
22. rova30 ( 28/09/2007 00:53)
Raha mpanjifa ianao, ry LazaDaddy!ka 5000ariary ny vola eo ampelatananao:ho eny Ambodifilao ve no handehananao sa eny amin'ny Hilton ohatra?Any mantsy azo antoka kokoa ny tsy hitakosehana amin'ny olona malotoloto?
23. Fiffi ( 02/10/2007 07:43)
LazaDaddy:
Fanahy iniana tsy diovina fotsiny satria "voretra" ny toetsain'ny mpanjifa. Mampalahelo tokoa fa aoka aho tsy hihomehy.
aiza kosa eh ? :roll:


24. gilbert.rajson ( 09/06/2017 11:34)
Tsara le tsikera aloha e, nefa ve mba misy mahata ihany ity resaka ato ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5598