Dihy

1. pissoa ( 19/09/2007 18:38)
Manahoana.

Iza moa no nanoratra an'ilay Dihy hirain'ny Mahaleo fa tsy tadidiko mihitsy :oops:

Misaotra o.
novalian'i sarobidy ny 29/10/2007 13:21
2. Fiffi ( 19/09/2007 19:37)
pissoa: noheveriko hoe ry zareo hiany no manoratra ny tononkirany....:roll:
3. pissoa ( 19/09/2007 20:40)
non ka ! misy hira maromaro tsy ry zareo no namorona ny tonony. Isany ny Dihy. Dia ilay Rehefa maty aho iny koa raha tsy diso za tsy ry zareo no nanoratra azy :)
4. toetra ( 19/09/2007 21:49)
Ny poeta Ratsimiseta no nanoratra ny "Rehefa maty aho".
5. NyKanto ( 20/09/2007 04:52)
Ny Poeta Jean Joseph Rabearivelo nonanoratra ny tononkalo mitondra io lohateny hoe "dihy" io.
6. pissoa ( 20/09/2007 09:32)
Misaotra o ! :lol:
7. sarobidy ( 29/10/2007 13:21)
:oops: tsara ho fantatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2672