zaza tsy ampy taona

1. xxx ( 13/09/2007 11:06)
manaova maontina ianareo zaza tsy ampy taona fa tena tsy lasa kousa le akanjo atreny ampotope:-*:*
novalian'i tsinjo ny 08/12/2007 15:09
2. Fiffi ( 13/09/2007 16:01)
ka maninn no jerena ? :roll:
3. dadie ( 14/09/2007 16:44)
efa asiana pantakouro ary zao ry xxx kosany a,
4. sipagasy ( 14/09/2007 19:24)
maso mijery tsy mitondra mody e!
5. tsinjo ( 15/09/2007 09:41)
maso mijery ts mitondra mody hoy SIPAGASY fa refa mody iny enao tandremi ary sao de arahandry zalahy fa mampietsika ny hormone anie iny akanjo kely iny e
6. Fiffi ( 15/09/2007 10:24)
:roll: zany an ? :roll:
"xxx":
manaova maontina ianareo zaza tsy ampy taona fa tena tsy lasa kousa le akanjo atreny ampotope
mino kosa zah fa ao ny RAD na zokin'zany ankizy zany mahita an'io an ! ka raha zareo aza tsy miteny , inn no azo atao ?
7. andry08 ( 16/09/2007 12:51)
ty misy ady hatao raha izaho no hiteny dia ny ankizy anie xxx i misy RAD ka ireo no miteny ny hatao sy tsy hatao eh!
maotina fa ixxx angaha mirongatra raha vao manao mini ny ankizy? sa inona? Raha tsy manao mini ny lehilahy dia iza no hanao an'io raha tsy ny ankizy? Il faut arrêter les conneries !an! :twisted::twisted::twisted:8)
8. kelly13 ( 16/09/2007 20:25)
sady mafana ny andro d tsy namokatra lamba i cotona
:arrow: vive les mini rehetra, minizipo, minibus minimoys, minipatalou, minisilipy (string io) etc...
9. simplex ( 16/09/2007 20:59)

tsssssssssssssssssssssss
zaran'i toi aza izy mba manao mini, @ zay mba mihatra le maso mijery tsy mitondra mody kanou :P

Miankina @ fitaizan'ny RAD ngambany io e. Ra vieux jeux ny RAD d mahita hoe tsy maotina izany na koa hoe miantsy izany na d samy manao an'zay doly aza ny 1 salle. Fa ra coool izy na koa hoe mi-comprendre hoe miala sakana le zaza d tsy manin izany. Pourvu hoe tsy misy risq viol ny andehanany sy hoe tsy misy ol ho choque hoe tsy manaja @ le zavatra andehanany. Ra zavatra mihaja no andehanana tsy tokony manao an'zany...
10. tsinjo ( 17/09/2007 10:18)
ka eo indrindra sika ny zaza tsy ampy taona mits anie no tena miala sakana fa tsy ny ampy taona e ,de avy eo milangalanga mankany @ zvt tsy tokony alea satri ts maharitre ny fakampanahy
11. mirabela ( 23/09/2007 13:54)
mmmhh :roll: :roll:
mety marina iany ny an xxx, zany no matonga ny viol ngamba:(

za maita solution: refa t hanao an zany nareo ry zaza ts apy tôna d mangalah garde d cor matanjaka.zay d misosa moura ny fiainana e;-):-D:-D
12. methode ( 24/10/2007 14:35)
Ka le garde de corps mihitsy no mety atahorana ko! :lol:lol Izy ve maty miambina eo fotsiny! :lol:lol
13. cutie ( 24/10/2007 22:42)
tsssss
14. sarobidy ( 29/10/2007 13:34)
hihihihi
15. methode ( 29/10/2007 14:34)
Ataovy ihany e! :roll:
16. tsinjo ( 29/10/2007 16:56)
hihihi ka inn ihany zany no atao? ny garde de corp mamely ny viol mande de ho aiza zany ?
17. methode ( 29/10/2007 17:48)
tsinjo: Vao mitady ny aleha io maso miodikodina be io!
Fa tena marina tokoa ange ilay hoe fomba fitafy manintona ny olona, sady izay mihitsy tokoa moa no anaovana ireny minijupe ireny ko! Fa rehefa voasintona mafy loatra ny zavatra de ny tena indray no ianjerany eo de maratra avy eo! :oops::roll:
18. cutie ( 29/10/2007 22:25)
Fa tena marina tokoa ange ilay hoe fomba fitafy manintona ny olona, sady izay mihitsy tokoa moa no anaovana ireny minijupe ireny ko

matoa manintona de tsara zay :-D
19. methode ( 31/10/2007 04:39)
Tsy izay rehetra manintona akory de tsara! Ohatra izao hoe firy no milaza fa ratsy ny toaka ary impiry ny fanambarana eran'izao tontolo izao fa ratsy ny toaka nefa mba jereo hoe ampahafirin'ny olona amin'izao tontolo izao no tsy nikasika toaka. Ohatran'izany koa ny sigara! Dia be dia be nytoy izany.
20. sarobidy ( 31/10/2007 09:10)
methode: hafa koa zay :roll::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3498