Sao mba misy mahay an'ty

1. Solitikabe ( 07/09/2007 02:13)
Te hampitsiry coco na voanio aho, ka sao mba misy mahay anie eh
novalian'i Ratoa ny 26/04/2010 00:02
2. Fiffi ( 07/09/2007 05:40)
ny ahy kalou efa nitsiry no novidiako....fa le hampitsiry no tena tsy aiko....
3. pitoussy ( 07/09/2007 11:53)
tsy haiko fa refa misy ol manao vac any Tamaga ireny ka somary taraikiraiky any d hozizy fona ny ol oe " elah ngah leity namboly coco tany ":-D:-D:-D

kalouny oe hanontaniako ry zareo ra naniry le coco :roll:

:D:D , vazi2 io fa zah tsy mahay :P
4. Fiffi ( 07/09/2007 13:08)
http://forum.aufeminin.com/forum/loisirs10/__f7618_loisirs10-Comment-faire-germer-une-noix-de-coco.html
http://nature.jardin.free.fr/cadre2b.html
http://tous-les-fruits.com/fruit-281.html
heu...de mba hanandrana koh ....:)
5. Solitikabe ( 07/09/2007 18:12)
MIsaotra Fiffi fa andramako io rahampitso an. Tsy misy fotoana moa izany io an?
6. Fiffi ( 08/09/2007 06:10)
heu.....miankina am toerana misy anao angamba....na izany aza de efa hiditra automne njay zao ny eto frantsa de hanomboka ny hatsika.....:{:{:{nefa azo hajanona ao an-trano kalou de avoaka rehefa mafana ny andro....
raha any dago.....toa tsy misy olana ? any mafana foana tsinona...fa tsy aiko kalou io an !
7. naina3 ( 11/09/2007 14:38)
mba teneno izay ry solitikabe raha naniry fa raha naniry dia anao aho fa rahja ohatra hoe tsy naniry dia teneno ihany fa mety mahita fika aho ,fa mbola tsy nanandrana fa teneno ihany aloa fa saody naniry:idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea:
8. Fiffi ( 15/09/2007 19:00)
naina3: raha any dago angamba toa tsy hisy olana io ? satria any mafana foana....fa mba lazao raha nety ry Solitikabe an ! humm.....mety hanandrana koh manko zah ! :)
9. UB40 ( 21/09/2007 00:49)
:roll::}:}:}:}:}:}:}:}
10. Herimiafina ( 08/10/2007 04:15)
Palmier trièdre koa tena favy be sady fohifohy azo atao anjaridaina tsara! :@
11. meved ( 16/02/2008 20:03)
Ato an-tokotninay izao dia misy eo amin'ny 30cm eo ny hahavony amin'izao , tsy dia mitombo aloha fa maniry, aty Tana io. Tamin'ny 1998 tany ho any izy io no nambolena. Raha ny fitadidiako dia toy izao ny nambolena azy io satria toa anisan'ny nanatsatoka azy io aho : ilay matoy be misy "noix" mibontsina toy ny "bourgeon "(coco " voavaofy io ireny no ambolena ary esorina ilay hodibeny ety ivelany ary ilay "bourgeon" kely avy eo no atao aty ambony, fa ny ambiny alevina any anaty tany. Dia lasa ravina io ary rehefa ela ny ela dia lasa maniry e!
12. Ratoa ( 07/08/2009 05:28)
apetraka fotsiny amin'ny toerana iray mazava tsara, azon'ny masoandro tsara fotsiny izy dia mitsiry. Ilay coco manontolo iny. Toerana mandomando na voatondraka isan'andro. Couché à l'horizontale. Maina be aloha ny hodiny dia mandatsa paka avy ao ambany izy (ilay lafiny mikasi-tany). Dia rehefa elalela dia mitsiry ny raviny voalohany. Ela ihany iny vao mivelatra tsara. Dia avy eo misy mitsiry ankevitry ny isam-bolana eo ho eo.
13. rhina ( 18/09/2009 07:30)
efa ela mints a no nanotany tena oe aona no tena fambolena anreny fa zao vo nahita tato
misotra reto a
14. thonli ( 25/04/2010 10:15)
manao lavaka lehibe 1m kare,avy eo manao melange tany,akofa,fasika,tain'omby,taimbakona...dia arotsaka ao anaty lavaka miaraka,tondrahana be dia be aloha vao alatsaka ao ny palmier,totofa tany avyeo.
15. Ratoa ( 26/04/2010 00:02)
tany,akofa,fasika,tain'omby,taimbakona...
dia firy sy firy avy ny proportion an'ireo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2013