jatropha

1. naina3 ( 06/09/2007 14:52)
mety manimba tontolo iainana ve ilay zava maniry atao hoe jatropha mety amboly manko raha ohatra ka tsy manimba
novalian'i zamanoro ny 12/02/2008 22:54
2. tsaramaso ( 06/09/2007 15:23)
toxic
3. Solitikabe ( 06/09/2007 15:29)
tsaramaso:

toxic


KOa nga io azo hanina eh, atao solika anie io fa tsy hoanina eh
4. melody ( 06/09/2007 15:56)
eny wa ry solitikabe, fanaovana bio-diesel io planty io.
naina3: mila tany malalaka enao hambolena io ary raha tsy diso zah mety mahazo fanampiana @ gouvernement, mangala renseignement fa tsara io ka, any mexico izao mande d mande tokoa io
5. naina3 ( 11/09/2007 14:50)
atao haingo tanana anie ,sa tsy mety marina aloa izany fatsy azo hanina aloa ilay izy fa mahafaty e,
!
6. melody ( 12/09/2007 13:01)
hay ve haingo tanana e... izay indray no tsy haiko fa ilay atao solika no haiko:lol:
7. nandrianina1 ( 02/11/2007 13:26)
naina3:

mety manimba tontolo iainana ve ilay zava maniry atao hoe jatropha mety amboly manko raha ohatra ka tsy manimba


ny tontolo iainana toy ny rivotra iainana lo tsy simbany satri zava-maniry toy ny zavamaniry rehetra nge io e! fa misy zavatra hafa mety simbany oh tsy misy tsony ny variété d'espece animal sy vegetal ra io ihany no ambolenao sady mila amina Ha maromaro ra te ibizna amin'io
8. Jessimi ( 12/02/2008 16:50)
Ankoatra ny maha fanaovana solika ny tanatanampotsy (na savoa na voanongo na salabo na fizika na kinana fotsy) dia anaovana savony, atao mena-bolo sy tarehy, atao sakafo-trondro koa izy.
Tsy very mihitsy aloha raha mamboly azy e:!: sady tsy voatery ho hekitara maro no anaovana an'ireo nolazaiko teo
9. zamanoro ( 12/02/2008 22:54)
Hatratro ihany koa no ilazana azy fa adinon'i Jessimi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9211