tena fitiavana sa fanalana azy

1. ibozymalaza ( 30/08/2007 07:50)
voaresaka matetika @dinika na eto na any @ hafa ty hoe ahoan no ahafantarana raha tena tara aminao ny kofa na tsia. tiako mba ho resahantsika heo ahoan ary no ahafantara,na hoe fanalana azy fotsiny enaoho an'le bandy? ny resaka internet rehetra ve dia fanalana azy daholo? sa mba misy sérieux?
novalian'i tongona ny 21/02/2017 15:04
2. kallie ( 30/08/2007 09:44)
ôtran'ny efa teto ty dinika ity an???
3. kalina80 ( 30/08/2007 13:41)
na dia efa teto aza dia aleo averina indray e , sa aona?
Tena tsara o fantatra tokoa satria mantsy betsaka aniie ry reto ny bandy be tactik @ faiainana e!!!!! otrany hoe tena love be mitsy izy nefa refa vitany ny ataony d miala izy .Tsy azo mitsy indray2.Fa matetika alou ita @ fihetsiny ihany hoe tena tia izy na tsia e .
Olona iray izay no tena fantatro fa tara tamiko tanteraka.Miantso ahy @ tel foana ny asany, manoratra sms foana izy miteny ny sentiment any.Fa otrn'ny tsy tiako izy satria fantatro fa tia ahy loatra.Nga tsy izany foana ry reto ny fiainana matetika an!!!!
4. soanja ( 30/08/2007 14:08)
ibozymalaza:

voaresaka matetika @dinika na eto na any @ hafa ty hoe ahoan no ahafantarana raha tena tara aminao ny kofa na tsia. tiako mba ho resahantsika heo ahoan ary no ahafantara,na hoe fanalana azy fotsiny enaoho an'le bandy? ny resaka internet rehetra ve dia fanalana azy daholo? sa mba misy sérieux?


Isan-karazany ny fisehon'ny fitiavana ao amintsika olombelona:
-Ao ny mitia adala
-Ao ny mitia mitandrina
-Ao ny mitia manandrana
-Ao ny mitia fa tsy tena tia.

De ny fiantraikany any amin'ny hafa no ahafantarana (olon-tiavina) hoe niodina ilay fitiavana na tsia amin'ny nieritreretan'ny tsirairay azy.

-Misy ny pitik'afo tonga dia niredareda de maty satria molololo no niantefany.
-Misy ny afo nikotrika ela vao nirehitra ary maharitra satria tsara fototra (niasana mafy toy ny hoe notsofina, nasiana kitay sns)
-Misy ireo izay tsy nandaitra satria kitay lena no eo.
-Misy koa ny nirehitra ihany fa tsy ampy tosika.

Na lehilahy na vehivavy dia samy milalao io afom-pitiavana io aby.

Ny ao amponao sy ny sainao miaraka ihany no mahalala sy mikaroka hoe tena matotra ve ilay izy sa hafa, izay "miankina amin'ny fahatsapana azo avy amin'ny tsirairay mitambatra" na fifankatiavana.

Mahereza hatrany!



5. dadie ( 30/08/2007 15:20)
ny leilahy mo ra tara am lé veivavy d tsy misy blem loatra satria toga d mamboraka fa zay veivavy no mafy refa tian'ilay leilahy nefa ilay io tsy nanao premié pa ihihihih ,d miandry ze itotofany mdr
6. reve ( 30/08/2007 16:12)
ary to sipa daholo hatramin'izao no nandray anjara tamin'ity dinika ity e! aiza tsika lehilahy mba manehoa hevitra! raha za manokana aloha dia tsotra no ilazako azy izahay lehilahy (am ankapobeny no resahako an!)de tsy mba de mahay mapiseho fitiavana izay fa to le coté sexe foana no lasa aloha matetika tsy voafehy ny "libido", kanefa de manam pitiavana tokoa ny lehilahy na dia hoatrany tsy serieu aza am fombafombany rehetra , ary ny lehilahy de mapme aza ndraindray (lehilahy za no miteny an)miseho ho indifferent indrindra moa raha tafaraka am namana zay sady mamorona ny tsy nisy aza ny sasany.
hatreo aloha ny momba anay e!.
:-P8O8)
7. dadie ( 30/08/2007 16:29)
reve> menatra ianareo leilahy ra surtou ka misaraka am lé sipa ka tsy tany e... kopy agaba ianao am tiko tenenina zay lé tianao tenenina oe ny sasany aza mamorona ny tsy misy mihintsy?
8. reve ( 30/08/2007 16:43)
dadie: ie tonda de fantatrao le izy ! kanefa nge mety tsy a la hauteur akory ny sasany e!ra mba namela souvenir moa maninona hi!hi!hi! (tsy bebe no lazaioko hoe souvenir eto an!)
9. Angolaina ( 31/08/2007 06:36)
zay tokoa no tena mahavarina @ lehilahy, raha tsy misy firaisana ara-nofo aminy dia tsy fitiavana izay nefa tsy voatery ho izay ihany no afaka hitiavana olona iray fa eo ny toetra maha olona azy ary iny aza no tena ahatarafana oe tena tia ilay olona na tsia.
Ny mahagaga koa dia ity, ny olona tia anao tsy mety tena tinao fa ny olona tsy tena tia no mahasarika ! matetika mihitsy io trangan-javatra iray io no miseho, ery ambony aza i kalina dia efa miteny fa tsy tiany ilay olona fa diso tia azy loatra. De ahoana ihany zany ny fomba ifankatiavana ?
10. dadie ( 31/08/2007 08:00)
reve> merci namaly kay tsy ol iray zay iany no manao io fa toetranareo mihintsy kay io :oops:
11. ibozymalaza ( 01/09/2007 12:30)
misaotra anreo naamly reetra!eo @ty côté sex côté sex voalazan'y ray etsy ambony ty minsty no mahavaky loha e! raha efa voa mantsy ry reto dia tena tsy te hiherika ! ef ateo a matoa sahy milaza e. fa tena mandraingy2 vô tafarina e! lasa tsy matoky intsony ianao ny iafarany hoe ity ndray izao le mba azo antoka sa le hitsentsintra ny ilainy ao aminao fotsiny! izay no niaingan'ilay fanontaniana!
12. francois ( 04/09/2007 01:29)
Slt daholo an! zao ity mba tena hilako valiny fa efa nahavoa ahy !ina no antony tsy hitiaivan'i sipa iray ny firaisana aran'ofo kay e!marihiko eto fa olona efa niteraka io an!
manarak'izany ndray de zao ! samy efa nahazo ahy daholo mantsy izy ireto .Ina ndray no tena hitiavan'i sipa an'io firaisana io kay ?tena mbola maizina amiko ireo zavatra ireo hatrizao ! tsy ny hoe vehivavy rehetra no manao ireo an! zany hoe eo @5% eo ho eo angamba !
13. UB40 ( 04/09/2007 02:09)
^:^:roll::roll::roll:^:^
14. tinahardos ( 15/09/2007 07:39)
asio testa ,mba ataovy izay haha saropiarao azy dia ho hitananao na fitiavana na fanalana azy ,izay fa aza atao trop sao dia very e indry
(l)8)
15. vaneali ( 22/09/2007 12:12)
asaivo manao anze tinao rht izy le am le vomanombkiny d ataovy ze ma saroropiaro azy!!!mandaitra io dray2!!:*
16. navigo ( 04/10/2007 13:01)
Tena fitiavana hono sa fanalana azy !!!! arakarik'izay zavatra mitranga eny fona io kou , mety dôly , hihihihihihihihi
:D, :)
17. Shcwarzeneric ( 01/07/2016 17:53)
za lehilah, fa ny ahy mora fantatra be ny tena fitiavana sy tsia, matoa zay ny lehilahy iray vo miara @ 6pa izy de mangataka rs, ts ten fitiavana zay fa fanalana azy fotsiny ihany. nenah zw ny 6pako efa ho 6mois zw zahay no niaraka, nany hiteny @ hoe andao anw rs az ts sahiko, satri tiko izy
18. tongona ( 21/02/2017 15:04)
Ny tena fitiavana tsy misy reska Rs na mifanjoy eny dia mifanoronoroka isan'andro fa mifanampy @sehatra reetra ar mifanaja sy mifampatoky...... ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8108