Saison an'ny voankazo

21. ikaretsaka ( 07/08/2007 04:35)
tsy haiko le...
fa ireny koa milay fa mankaloiloy fotsiny!
ny pokanel koa kay tsy pokanel izany @ teny drantsay le
22. Fiffi ( 07/08/2007 05:38)
noheveriko hoe "zamborizano" koh ny anarany....
23. Herimiafina ( 10/08/2007 02:54)
Inona marina ny anaran'io amin'ny teny french e? :-D
24. Fiffi ( 10/08/2007 07:27)
de tsy aiko an !
25. Herimiafina ( 08/10/2007 04:16)
Ary ny sakoa manga sy ny sakoa dia angaha tsy tianareo? :-D
26. ikaretsaka ( 08/10/2007 15:54)
ny sakoa manga misy anarana siantifika izay.. fa 1 famille @ manga ihany
"mangifera" ny anaran'ny famillen'io hazo @ teny siantifika fa tsy tadidiko hoe mangifera maninona noa ny sakoa
27. pissoa ( 08/10/2007 18:09)
Ary ny Vonatsindrana (sa tsy voankazo io ? ) ?
Goavy ?
Apongaben-danitra ?

Rahoviana no vokatra fa tsy hoe inona ny anarany amin'ny teny tsy gasy an :-D
28. Herimiafina ( 08/10/2007 19:07)
pissoa:

Ary ny Vonatsindrana (sa tsy voankazo io ? ) ?
Goavy ?
Apongaben-danitra ?

Rahoviana no vokatra fa tsy hoe inona ny anarany amin'ny teny tsy gasy an :-D


Vonatsindrana = pok-pok = Physalis.

Goavy = goyave.

Apongabendanitra = grenade, grenadine.

Ary ny coco varimasaka, ny taretra....
29. pissoa ( 08/10/2007 19:20)
Efa hoe rahoviana ny vokatra fa elah koa tsy mamaky size tsara :-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 08/10/2007 19:59)
Io ny valiny kah, ny vonatsindrana amin'ny volana Physalis, ny goavy amin'ny volana goyave moa ny apongabe amin'ny volana grenadine,

Mazava ho azy fa kalendary voankazo io resahako io izay miankina amin'ny toerana misy (Antsinanana sa andrefana, sa afovoantany). :-D
31. pissoa ( 08/10/2007 21:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 08/10/2007 21:38)
Efa nahita kalendarin'ny voankazo any Dago ve nareo?

Ary efa nihinana VOAMASON'OMBY ve nareo, ilay maniry amin'ny sisindalana ireny?:-D
33. Ratoa ( 07/05/2009 16:04)
Matsiro ny voamason'omby.
ny goavy volana avrily- mai eoeo,
ny voanatsindrana fin août/septembre eoeo

ny karazam-boasary dia @ ny andr mangatsiaka; toa izany koa ny zavoka, indrindra eny afovoan-tany
Apongaben-danitra : mandava taona
34. rhina ( 18/09/2009 07:45)
Herimiafina:

Efa nahita kalendarin'ny voankazo any Dago ve nareo?

Ary efa nihinana VOAMASON'OMBY ve nareo, ilay maniry amin'ny sisindalana ireny?:-D


ny voamason'omby fantatro zao d le misy matsilotsilo reny ny tahony toa tsy voankazo le iz fa fanafody tension ko sa afa io resahanao io?

fa misy resaka tena nampihomehy ahy teo@ zamborizano teo an
hihihi

:-D :-D :-D
35. Jock ( 28/08/2017 06:36)
Ary ny "Rotra" adinoa a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1693