Saison an'ny voankazo

1. ikaretsaka ( 05/08/2007 02:44)
Ahoana tokoa moa ny filahatry ny saison'any voankazo any madagasikara?
ohatra hoe volana inona no miakatra ny voankazo inona..
tsy haiko..
pokanel ohatra, mandarinina grefy, voasary, paoma, voaloboka, kaki, fraises, rotra voaroy, sns
novalian'i Jock ny 28/08/2017 06:36
2. Fiffi ( 05/08/2007 05:58)
Ika: fanontaniana tena tsara fipetraka ny an'toi an ! tsara fantarina mintss zany ! :) de miandry an'zay mahafantatra zany....
3. mandrindra ( 05/08/2007 10:42)
ny akondro dia mandavataona
4. ravakamalala ( 05/08/2007 10:42)
ny fantatro dia ny letchis : novambra, desambra, janoary
5. Fiffi ( 05/08/2007 13:04)
io koh mba fantatro....
6. simplex ( 05/08/2007 13:16)
* manga1, letchi,paiso: fin novembra, desambra, janoary

* paoma, poira: Febroary, martsa, aprily


* manga2, goavy, pibasy, kaki, voaloboka: aprily, may, debut jona. Cerise kou ngambany...

* voasary: may, jona, jolay

* mananasy, akondro: mandava-taona
7. Fiffi ( 05/08/2007 15:02)
nga akia misy cerise koh any ?
8. ikaretsaka ( 05/08/2007 16:12)
fiffi> misy cerises any (tany antsirabe aloha no nahitako e)
paiso voaloboka no ataon'ny gasy anarany..
simplex...misaotra ee

ary ny Paiso, Pokanel,votsinefy?
9. Fiffi ( 05/08/2007 18:34)
ary ny vorivorihazo ?
10. menalamba ( 05/08/2007 19:26)
Inona ity vorivorihazo? vorivorinkena no fantatro! Voaroy hazo angamba no tianao holazaina:roll::-D
11. cutie ( 05/08/2007 20:03)
ary ny Paiso, Pokanel,votsinefy?

paiso= dec
votsinefy ve mokonazy ?
mokonazy no haiko manomboka juin
12. Fiffi ( 05/08/2007 20:14)
menalamba:

Inona ity vorivorihazo? vorivorinkena no fantatro! Voaroy hazo angamba no tianao holazaina:roll::-D
heu....le voankazo ohatran'mures aty ivelany io koh ! sa tsy zany ny anarany ? ary ny rotra ?


13. fasaly ( 05/08/2007 20:42)
ny manodidina ny decembre no rongatra ny karazana vokazo...voky tokoa moa ny kibo ô!:-P aza tratran'ny aretikibo sy fivalalanana fotsiny;....modéréo ihany:-D
14. Fiffi ( 05/08/2007 20:51)
:-D:-D:-D:-D de ho vita ve akia zany ? :miam::miam::miam:
15. Rasiligaoma ( 06/08/2007 05:04)
izaho tia mandarines, indrindra ilay grefy ohatran'ny poakaty ireny! ririnina ireny no vokatra
ny kaki koa volana jiona sy Jolay..


Ny zavoka manodidina ny Paka
16. Fiffi ( 06/08/2007 11:49)
ary ny vonatsinjana ?
17. menalamba ( 06/08/2007 15:38)
Fiffi:

menalamba:

Inona ity vorivorihazo? vorivorinkena no fantatro! Voaroy hazo angamba no tianao holazaina:roll::-D
heu....le voankazo ohatran'mures aty ivelany io koh ! sa tsy zany ny anarany ? ary ny rotra ?






Voaroy izany tianao holazaina izany Fiffi an!Ny rotra doa tsy misy n'aiza n'aiza eto an-tany afa tsy any amintsika :lol:
18. Fiffi ( 06/08/2007 20:26)
menalamba:

Voaroy izany tianao holazaina izany Fiffi an!
:oops:


19. ikaretsaka ( 07/08/2007 02:41)
Voaroy ry fiffi fa tsy vorivory izany a
20. Herimiafina ( 07/08/2007 03:27)
Ary mba inona hono hoa ny anaran'ny ZAMBORIZÀNA amin'ny teny frantsay e, zah mantsy mitady fa te hanandrana! :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8366