Trano bongo kely

1. ratata95 ( 04/08/2007 21:17)
Manahoana,
Misy tononkira iray mba angatahito fa tiako ialy hira "Trano bongo kely". Tsy fantatro no anaran'ny tarika mihira azy, fa angamba tarika avy any atsimotsimo any no mihira azy.
Misaotra mialoha. Veloma.
novalian'i soa.lilie ny 23/01/2017 17:03
2. Fiffi ( 05/08/2007 06:07)
hira efa tranainy ve io ? sa vao2 ?
3. ratata95 ( 08/08/2007 21:31)
Manahoana,
Hira efa tranainy izy io, toa hoe Vetson'Androy hono no mihira azy tamin'izany, fa "standard" izy io, de misy versions be dia be (misy version mpihira vahiny koa izy io).Fa ny tononkira amin'ny teny gasy no ilaiko.
Misaotra mialoha.Mandra-piresaka indray é!
4. nanoukely ( 08/08/2007 21:54)
so de misy le hoe :
tranobongo kely iray tazana ety
tranobongo kely iray hitanay ety
tranobongo kely iray nefa maminay
eny io no tranonay.....:)
5. ratata95 ( 11/08/2007 18:39)
Misaotra namaly.Ohatriny tsy io ilay izy.Ohatrany zao ny voalohany:
Tranobongo kely,
Tranobongo iray ipetrahanay
Amelomanay 'ty harenanay
Tranobongo...
6. Fiffi ( 11/08/2007 19:55)
tena tsy aiko mintss io an ! mba nitady hiany zah fa.....
7. ratata95 ( 28/08/2007 12:07)
tsy maninona, fa de misaotra anao nandany fotoana kely ho ahy.@ manaraka indray, veloma.
8. soa.lilie ( 23/01/2017 17:00)
Salama oh! Tena Mpankafy hira gasy ny tenako! Faly zah fa hahita ny tonon'ny " trano bongo kely iray" sa diso ve za ? Mba tohizo hatramin'ny farany azafady ooh! Misaotra mialoha! Sao dia mba hainareo koa ilay hoe: jereo ny vitsika ?

9. soa.lilie ( 23/01/2017 17:03)
Salama oh! Tena Mpankafy hira gasy ny tenako! Faly zah fa hahita ny tonon'ny " trano bongo kely iray" sa diso ve za ? Mba tohizo hatramin'ny farany azafady ooh! Misaotra mialoha! Sao dia mba hainareo koa ilay hoe: jereo ny vitsika ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1268