Fikojàna ny tarehy

1. hj ( 24/07/2007 20:09)
Faritra anisan'ny saropady indrindra ny tarehy ka tsara raha tandremana mafy ny momba azy. Raha izaho manokana dia ny fampiasana ny akora voajanahary ihany no mba torohevitra atolotro anareo. Aleo omena vitamina natoraly ny hoditra mba ialàna @ mety tsy fietezana rehetra avy eo. tsy miteny aho hoe aza mividy creme fa raha misy ny zavamaniry sady mora vidy koa dia aleo ireny. Ohatra tsara fandiovana ny tarehy ny cocombre, voatabia, manga sns.... Raha misy manana sosokevitra hafa dia mba zarao eh!!!!
novalian'i hanta9000 ny 28/11/2014 10:58
2. cutie ( 24/07/2007 21:09)
de ahoan ny fanaovana an'le cocombre, voatavbia ,sns:roll:
3. xxx ( 25/07/2007 02:13)
matoa nataon ny mpanao siansa ny creme dia ao raha. nanao fianarana lalina izy ireo nanao izany fa raha vitan ny voatabia sy cocombre fotsiny mandritra ny fotoana rehetra dia ho tsara be saingy tsy ampy mihitsy izany. satria tsy fanadiovana fotsiny akory no ilaina amin ny tarehy fa maro dia maro no mila atao aminy.
4. tslem ( 25/07/2007 06:34)
sady manadio no mety mitsabo ihany koa ilay cocombre sy voatabia kah! ao koa ny carotte sns...ilaina fotsiny enao mahavatra,zah lou miombokevitra @ hj eto e!
5. booboo ( 25/07/2007 06:58)
Cutie > apetapetaka eraka ny tava ny antsasany dia ny ambiny hanina :°). Ilay ranondranony iny kamboko no tena ilaina e : voasana na totoina, araka² ilay legioma, dia apetapetaka @ zay avy teo.

Ilay voatabia manamaina kouh, mety kokoa ho @ fanalana mony...
6. sitlo ( 25/07/2007 07:20)
izao no fanaovana ilay natioraly :wink:
7. booboo ( 25/07/2007 07:27)
=))=))
8. tywa68 ( 25/07/2007 07:38)
hj : marina ny anao fa ilay concombre mety lany eo ampanomanana sa tsy izany ry booboo :-D:-D!
9. mamzelkely ( 25/07/2007 07:41)
k'efa hoe aza mandefa daylimotion ftsn fa asio hafa ko fa sitl ko tssssss:? :-D:-D
10. kelly13 ( 25/07/2007 08:16)
:-D:-D pub axe
11. bozyboleta ( 25/07/2007 08:46)
Tsisy ôtran'ny voajanahary nge fa refa tsy hay koa ny manao azy de tsy mety e!
Toa refa legioma mety aby fa akory no fanao azy?

Raha eto Tanà, any @ homeopharma misy fandiovana tarehy efa voavoatra tsara sady tena mora, natao ampiasaina isan'andro. Misy dermato koa any de izy manoro hoe inn no karazany mety aminao. Misy baobab, orchidée, aloe, ...

Fa tena ilaina r'reto le manamboatra tarehy a! Indrindra ho an'ze mivoaka lava tratry ny tara-masoandro na koa le miasa birao mandrehitra jiro reny foana.
12. cutie ( 25/07/2007 15:34)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 25-07-2007 08:58:26
Lohateny : Re : Fikojàna ny tarehy
Cutie > apetapetaka eraka ny tava ny antsasany dia ny ambiny hanina . Ilay ranondranony iny kamboko no tena ilaina e : voasana na totoina, araka² ilay legioma, dia apetapetaka @ zay avy teo.

de tena misy fiovana ve :-D sa ny morale fotsiny no miakatra :-D
13. sechat ( 25/07/2007 15:40)
sitlo> =)) tsy ratsy ndray iny
14. cute ( 25/07/2007 23:33)
booboo:


Ilay voatabia manamaina kouh, mety kokoa ho @ fanalana mony...



marina beuuuu izaho koa mpampiasa voatabia fa misy fotoana manko ny tarehiko tena misy mony bdb mintsy fa tena miasa ilay voatabia!
15. meva2 ( 26/07/2007 08:27)
tetehana manify ny concombre dia atao ao anaty bol. Avela hitsika ny ranony. Alaina iny ranony iny miaraka amin'ny coton dia ahosotra ny tarehy. Avela ho maina. Avy eo alaina ny crême fraiche, ahosotra @ tarehy koa ary avela ho maina. Avela quelques heures dia rinçer-na @ rano mafana.
16. sechat ( 26/07/2007 10:07)
meva2> miam miam, tsisy risque sao dia misy manaikitra ve :lol:
Ny tantely nenà no tsy sahiko fa efa nahita olona a masaka daholo ny tarehiny fa tsy nahazaka :-D
17. sakaizakely ( 26/07/2007 10:37)
miombonkevitra am xxx

matoa natao ireny crème sy serum isankarazany ireny dia misy dikany

Izany hoe mora miditra kokoa any @ hoditra (épiderme) noho ny légumes tapatapahina, marina fa hoe natiorely, fa tsy manana propriété de pénétration et d'hydratation ireny ka tsy tena natao hikarakarana tarehy mivantana

Misy isankarazany isafidianana ny produits de beauté, kendrena fotsiny mba ho produits de qualité, dia anjaranao koa ny misafidy hoe bio ohatra, na le tsy manao expérience am biby ireny

Ny base-ny fikojakojana tarehy amiko dia ny fanadiovana (démaquillage) ind 2 isanandro, maraina sy hariva, miampy 1 bonne crème hydratante mifanaraka @ hoditrao koa (grasse, sèche, mixte). Nena hitako hoe raha vao hadino ny démaquillage dia misy points noirs avy eo dia iny mivadika mony. Noho izany tsy adino mihintsy io maraintsy hariva

Mila ovaina koa ny produits ampiasaina arakaraky ny toetrandro. Rehefa ririnina dia mila crème matevitevina kokoa, rehefa mafana be dia gel leger kely ireny dia ampy ohatra.

Raha toa ka misy mony dia mety resaka hormonale izany dia aleo ny dermato no mitsabo azy.

Za klou tsy mbola mba nanandrana votabia sy concombre zany, aleoko reny hanina :-D:-D:-D:-D
18. meva2 ( 27/07/2007 07:31)
hoan'i sakaizakely,

Matoa misy ny crème sy ny karazany dia misy koa ny mpividy, ary tsy ny zavatra varotana rehetra akory dia tsara daholo.
Na dia miaina ao anatina "société de consommation" aza isika dia tsy azo atao ambaninjavatra ny produit natoraly.
Ary raha mandinika ianao dia miverina kokoa @ io produit io ny olona amin'izao fotoana izao.
Ka raha tianao ho hanina moa ny concombre sy voatabia dia hano fa tsara @ vatana koa io, anao ny safidy !!
19. sakaizakely ( 27/07/2007 08:33)
Marina mihitsy izany hoe tsy izay varotana rehetra akory dia tsara daholo, izay no mahatonga ahy hiteny hoe fidina tsara koa ny qualité n'ny produits vidina. Avaho fotsiny ny cosmétique sy ny dermatologique dia mora ny safidy.

Fa za koa efa nandinika tsara ary fantatro reny @ magazine ireny, betsaka ny milaza fa mampiasa voankazo sy légumes mody hoe naturel, ny vedettes ireny no lazaiko an, na mpanao fanantanjahantena, na manequin, na comédienne sns... kanefa ny tena marina dia resaka fotsiny @ mpanao gazety ireny, lahatsoratra publicitaire iray en + ho azy, fa ny tena izy dia efa sponsorisées par des stés de cosmétique daholo ry zareo ny ankabeazany ary tsy mampiasa afatsy izany satria fantany tsara fa tsy efficace noho ny produits efa namboarina ho am zany ny voankazo resahiny. Manipulation de masse izany dia ny tsirairay ny mandinika sy manao ze mampetipety azy re e !
20. hj ( 28/07/2007 17:37)
Manamafy le fanaovana azy aho:
Ny ahy manokana aloha dia ohaniko ny atsasany araka lay tenin'i cutie satria ny voany le esorina iny no osorako fa sisa atao lasary, dia ohatr'izay koa ny voatabia

Fa mba fantatrareo moa ny asan'ny kapôty koa amintsika vehivavy?
Misy mividy be dia be eto aminay de vavy antitra no betsaka sy madame. atao inona? Iny le manaka @ kapôty iny hono an manatsara tarehy ary raha hosorana @ volo koa dia mampaniry volo sola sy mihintsana. Mbola tsy nanandrana aloha aho fa sao misy hazoto dia mba lazao anay ny effetny. :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0888