JJ RABEARIVELO, Sombin-dova - 6 Jolay 2007

1. Oully ( 18/06/2007 13:43)
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i Jean Joseph Rabearivelo : “Sombin-dova”. Tononkalo, Hira, Tantara an-tsehatra. 6 Jolay 2007 amin’ny 9ora alina, Paris 14e FIAP Jean Monnet : 30, rue Cabanis. Mpandray anjara : Mpikamban’ny Havatsa, Christian Rantoanina, Printsy Rabearivelo, Hery Ramandiamanana, Gasy Music, Joëlle sy Rivo Ramanantoanina. P.A.F 10 euros. Fifandraisana : 06 01 97 30 62.
novalian'i pissoa ny 19/06/2007 00:01
2. ravakamalala ( 18/06/2007 16:46)
efa nijery fety izay aho nisy tantara antsehatra sy hira, dia nilalao tao indrindra i hery ramandiamanana fa tena niala satroka aho fa mahay izy, mahafinaritra ny mijery azy manao teatra, tena manan talenta, hainyny mamelona ny tantara, ary tsara feo sy mahay mihira izy.

Izay afaka mandehana fa tsy anenenana!
3. pissoa ( 19/06/2007 00:01)
izahay miandry tatitra fotsiny fa tsy hahita tsinn :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2519