ilaina ny mitaiza vatana...

1. julianna ( 03/06/2007 16:53)
hono ho aho e
fa nahoana isika eto madagasikara no tsy sia taitra amin'izany fitaizam-batana izany e
nefa dia ilaina tokoa izy io amin'ny asa sy mba tsy hahamora antitra sns e
sa aona ny hevitrareo?
tsy hoe atao annonce akry ny forum fa izay mazoto hanao footing sy hanao sport toy ny taranja volley ohatra dia mba anoraty aho
(julianna, mipetraka eto tana, tanora vavy)
fa izaho akory tsy professionnel an
maeotoa daholo o!
novalian'i baobad ny 27/11/2017 16:44
2. sitlo ( 03/06/2007 17:29)
Ka satria efa kotrana be foana ny isan'andro ka. Zone franche, asa tany, mibatabata, ... Ny mpianatra sy ny mpiasam-birao angamba no tsy dia manao fanatanjahatena any fa ankohatr'izay efa miasa vatana be.
Tadidiko i mamanay niteny tamiko tamin'izaho mpilalao baskety foana. Maninona raha io fotoana sy hery lainao amin'io raha ampiasaina ahazoana zava-mahasoa? :wink:
3. sitlo ( 03/06/2007 17:30)
lainao = laninao
4. pissoa ( 03/06/2007 17:35)
Ny mpianatra ngah ry sitlo !

tamizay teny amin'ny Julf aza efa 2h isan'andro ny dia antongotra + miakatra be ny lalana. Nefa refa Zoma hariva mbola tratran'ny EPS ambany masoandro midanika ihany :oops::-D:-D:-D
5. karinah ( 03/06/2007 17:40)
:-D:-D:-D:-D:-D pissoa
6. sitlo ( 03/06/2007 17:47)
Sintoniko kely izany ny teniko. Ny mpianatra tsy mande antongotra sy tsy voatery manao gym, ohatra hoe ilay efa afaka baka ireny :°)
7. kally ( 03/06/2007 18:08)
Toa samy mandeha tongotra be daholo, na afaka baka aza ny fiakarana eny Ankatso mideza be:lol:
8. booboo ( 03/06/2007 18:36)
Pissoa > :-D:-D:-D kay kounkou isaka zomà hariva ny anareo t@ zany ? loza beeeee t@ zany ê ? hihihihihi
9. karinah ( 03/06/2007 21:00)
kally>:lol:
10. diamondra27 ( 04/06/2007 03:56)
tena ilaina @ fahasalamana aloha io e!

aty andafy france zao de lafobe ny manao sport en salle 30 à 50€ par mois , de mbola hafa ny droit d'inscription :120€ fa raha manana possibilité ianareo dia manaova e!

mazotoa ô!

badminton koa nge tsara e!
11. tess ( 04/06/2007 05:10)
izaho aloha aty madà dia manao dance ny sabotsy hariva.... efa ho adiny efatra isaka ny manao, dia efa ampy hitaizàna ny vatana e! tsy dance klassik akory fa refa dance dia hataonay dool, miditra amin'ny club de dance ireny sady mifanerasera amin'ny tanora mahafinaritra.....enjana ny kotrana....:wink:
dia rehefa mihetsika ny loha dia mandeha manao jogging kely miaraka am lay bandy voisin hatreny mahamasina analakely dia miverina mody.....:-P
12. kally ( 04/06/2007 06:07)
Izaho aloha efa reraky ny tsaka rano sy ny fitotoam-bary ary ny fiandrasana kisoa ka aoka aloha!
13. karinah ( 04/06/2007 08:44)
Sitlo> :-D io kotrana anareo io ihany wa:-P,...ilaina fona ny fitaizana vatana, indd rhf sendran'ny mahazo kilo en trop iny koa, betska ny mety azoana an'io, oh fihinanana ffdy, na koa "sédentaire" ilay olona, fiara lava, tsy mivoa-drindrina :? , fa ilaina indrindra mba ho an'ny fahasalamàna! :°).
14. pissoa ( 04/06/2007 17:25)
Booboo > Ie ! sady ny tena nakrizy tamin'izany, tokony tsy mianatra Zoma aprem eny amin'ny JULF, fa izay kilasy tratra hoe ilay mpanao stage avy any amin'ny ENS (sa inn moa?) no nampanao EPS dia mitambatra Zoma hariva ! :twisted::-D:-D:-D

sitlo :-D:-D:-D
15. cmbolatiana ( 27/07/2007 08:31)
Fa aiza aloha i Tess no manao an'izany fa izaho kou nge te-hanao an'izany sabotsy hariva izany e
16. baobad ( 27/11/2017 16:44)
Tena Tsara mints ny badminton, sady gratuit nen'ny mpianatra eny ankatso! Tongava maro mi essayer fa tsara io.
https://www.facebook.com/BAOBAd.club/

diamondra27:

tena ilaina @ fahasalamana aloha io e!

aty andafy france zao de lafobe ny manao sport en salle 30 à 50€ par mois , de mbola hafa ny droit d'inscription :120€ fa raha manana possibilité ianareo dia manaova e!

mazotoa ô!

badminton koa nge tsara e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2688