Ford escort

1. landja ( 08/05/2007 11:38)
Izaho ry zareo manana ford escort izay. Fa tena mijaly aho amin'ny pièces-n'io fiara io (rotule, carburateur, pompe centrale...), nefa anie de mba maro ihany ny ford escort hitako mandeha eny amin'ny arabe eny e.

Ka dia manontany anareo izay manana Ford escort aho hoe: ahoana ny hataonareo?
novalian'i landja ny 17/07/2007 10:52
2. ikaretsaka ( 09/05/2007 00:33)
tsy mety angaha raha adaptation?
3. johnnyandri ( 09/05/2007 06:29)
Rotule ento eny amin'i Rajaoba,Carbu mety hisy eny ami'ny OKAZ rehetra eny fa mandehana miodinkodina, ohatra Andravoahangy ambodin'i Masikara, na Star Auto,na OKAz eny amin'ny 67ha na mankanesa eny akaikin'ny Sanifer Soavimasoandro fa misy olona Specialiste Ford eo, raha ny ford dia afaka hanaovana adaptation amin'ny fiara allemande indraindray ka mba andramo fa betsaka ny piesy mitovy. Ohatra resaka necessaire pompe centrale, mety hitovy amin'ny Golf ny coupelle, reference iray ihany no ampoiasainy. Ohatra io fa tsy midika hoe io no kmarina an, anjaranao no mampitovy.
4. landja ( 09/05/2007 11:48)
misaotra anareo namaly. Andraso ary aloha fa dia hitady. Io rajakoba io koa no efa nisy niteny tamiko, fa io aloha handramako.

Fa ilay pompe centrale aloha, efa voatetiko daholo mihitsy fa tsy nahita aho e! Fa handraso hiverina hitady indray.

Misaotra amin'ny fandraisana anjara e. Miandry ny hevitry ireo hafa e.
5. landja ( 09/05/2007 11:50)
Rajaoba fa tsy rajakôba
6. ikaretsaka ( 09/05/2007 12:40)
raha tahiny ka tsy mety mihitsy.. dia mi sacr kely dia soloy motera hafa koa ao anatiny ao. le mora ahitana piesy be ireny, ohatra hoe golf!
tsy sahirana intsony avy eo hitady piesy tsy compatible..
7. landja ( 09/05/2007 13:23)
ikaretsaka:

raha tahiny ka tsy mety mihitsy.. dia mi sacr kely dia soloy motera hafa koa ao anatiny ao. le mora ahitana piesy be ireny, ohatra hoe golf!
tsy sahirana intsony avy eo hitady piesy tsy compatible..




mba toroy hevitra ary hoe inona no tena motera mety amin'io? Ary aiza no mety manolo an'izany.

Ny mécanicien mantsy raha hanontanianao an'izany, dia tonga dia izay motera tiany halefa (na efa misy défaut be) ao aminy no teneniny anao. Lazainy fa mety tsara, efa mpanao an'io izy. Ka aleo manontany ny expériences-nareo eto.
8. Vargas ( 13/05/2007 19:19)
landja:

Izaho ry zareo manana ford escort izay. Fa tena mijaly aho amin'ny pièces-n'io fiara io (rotule, carburateur, pompe centrale...), nefa anie de mba maro ihany ny ford escort hitako mandeha eny amin'ny arabe eny e.

Ka dia manontany anareo izay manana Ford escort aho hoe: ahoana ny hataonareo?


Za nanana ford orion fa diso tara ianao fa nariako ilay izy.


9. Fiffi ( 13/05/2007 19:41)
heu....fa eny am casse toa mivarotra ry zareo an ! sady mora beee
10. landja ( 14/05/2007 06:27)
Vargas:

landja:

Izaho ry zareo manana ford escort izay. Fa tena mijaly aho amin'ny pièces-n'io fiara io (rotule, carburateur, pompe centrale...), nefa anie de mba maro ihany ny ford escort hitako mandeha eny amin'ny arabe eny e.

Ka dia manontany anareo izay manana Ford escort aho hoe: ahoana ny hataonareo?


Za nanana ford orion fa diso tara ianao fa nariako ilay izy.






fa ahôna no hariana ny fiara le?
11. LazaDaddy ( 14/05/2007 06:45)
fa ahôna no hariana ny fiara le?
tsy manakivy na sanatria manambany akory sanatria fa tena ratsy ny ford no sady ratsy fanahy rahateo koa ny tompon'ilay orinasa.
12. ikaretsaka ( 14/05/2007 12:49)
arakaraky ny toerana misy azy no maha tsara sy maharatsy ny ford.
moterana golf asisika ao dia misy adaptation bedebe atao.. dia mety, ao @ Rajaoba ihany raha any Tana
13. fijo ( 17/05/2007 21:02)
hay ve any mada e,noheveriko fa aty mantsy fa ny ahy navelako any vichy ka rah ataty dia nomeko anao
14. landja ( 22/05/2007 06:35)
fijo:

hay ve any mada e,noheveriko fa aty mantsy fa ny ahy navelako any vichy ka rah ataty dia nomeko anao



:(
15. mionona87 ( 22/06/2007 11:58)
fijo an! tsika samy gasy an !aza ambanina ny any@tanàna sady mba vakio tsara alo alohany miteniteny fahatany fa any dago io
lanja an !nisy akamako nanana ford tany fa ao @sedex oi lesy jerena fa otrany be pièce ford hany ao de bon courage lesy an!
16. landja ( 17/07/2007 10:52)
fisaorana ho an'izay namaly rehetra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4082