Carte hiantsoana any Dago 
salama doly oh!
Niantso Dago zah androany d 75mn ."World Talk" no anaran'ilay carte ary io no mba hitako tsara indrindra hatram zay, sao nareo mba mahita tsaratsara kokoa noho io?:-* |
Valio |
Miverina eny ambony
heu....andraso tadiaviko akia fa toa efa misy dinika momba an'io ato an !  |
Valio |
Miverina eny ambony
slt misy iray izay tsy haiko na misy any @ nareo any fa 86mn ilay raha mampiasa fixe ao antrano fa raha cabine tsy haiko TONEO no anarany ,merci bnn nuit de mazoto miantso |
Valio |
Miverina eny ambony
ntsôo, malahelo an'i dada sy mama ve ndry |
Valio |
Miverina eny ambony
Fa hono ho'a e! fa ny faharetany ve (75mn-86mn) no fampitahanareo ny hatsaran'ilay carte sa ny vidin'ny firesahana isa-minitra? Toa manontany tsara kokoa nefa tsy mahita mihitsy aho hoe ohatrinona ny mn? sa izaho no tsy mahazo resaka? Mbô hazavao:idea: |
Valio |
Miverina eny ambony
tynah/ ny ahy "soleil" no fampiasako. 95 mn eo fa tsy ilay nomerao gratuit no ampesaina fa ilay "local"
kally/ karazany 2 ny karatra fampiasanay aty: 7,5 € na 15 €.Ny faharetany ireo voalaza ireo satria antso maharitra mankany Dago no tena hilàvana azy.Ilay 7euros 50 izao io resahin'ny namana io. Raha ampiasaina mn/mn ilay izy tsy avoazana:wink: |
Valio |
Miverina eny ambony
Fantatro hoe faharetany no hampitahànareo azy ka izay no nahagaga ahy hoe izaho koa izao raha hiantso afaka maharitra 2000' fa saingy ahoana kosa ny vidiny.
Samoana> Misaotra nanazava:wink: |
Valio |
Miverina eny ambony
misy mivarotra 6 euro reny an! d 75 mn mintsy ny faharetany fa saingy aleo ndray zany mampiasa " Soleil" nday zany koh!
exdadabe: tena malahelo an'i dada sy mama mintsy eh!!!
Misaotra anareo eh!!!:-* |
Valio |
Miverina eny ambony
ny ahy téléradin no ampiasaiko rehefa tsy mahazo carte aho fixe ihany no afaka miantso azy 0,09ctsd'€/mn izany hoe miantso ianao 75MN eo @ 6€75
matetika io foana no hiantsoko 0821159159 |
Valio |
Miverina eny ambony