Marina ve ny nofy?

1. salmo1 ( 13/04/2007 09:19)
Fa izaho tsy mety manofy vazaha mihintsy http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo%2Bgaigy/video/xkf87_tempo-gaigy-nofy-tsy-tanteraka
novalian'i rrgmt ny 12/07/2007 00:34
2. vale ( 13/04/2007 09:46)
mmmhhh:P,manja mintsy io clip ny tempo gaigy io:wink: ;.... misy tena marina ny nofy salmo, fa za manofy de hay tantara tena marina le izy, tantara taloh zany ny nofisiko, vazah maty tao @ le trano nipetrahako :{ :? :P
3. nathie86 ( 13/04/2007 14:57)
vale -> zany ve de mba tantaraio hoe r'se :)
4. vale ( 13/04/2007 16:27)
slt nathie:wink:nanofy aky zah oe misy rtoa kely vazah izy (fohy volo) de nanome bonbons anah t@ plateau de rhf nottraiko le nofiko de ny tao an-trano nitantara amzay hoe otran'zay mintsy ny pozin, le rtoa vadin- le tompon-trano maty tato, brrrrr,hihi, de zay!:P
5. rrgmt ( 12/07/2007 00:34)
Misy antony maro no mahatonga ny nofy araka ny fahafantarako azy : 1) Vokatry ny havizanana dia manjary manofy
2) Misy tamberina ny zavatra hita nitranga ny andro ohatra dia nofisina ny alina
3)Hita ao amin'ny baiboly fa afaka miteny @ alalan'ny baiboly Andriamanitra, kanefa tsy voatery foana hoe izany, ny fomba hahafantarana hoe avy @ Andriamanitra @ ankapobeny, dia tsy mifanohitra @ b aiboly izay miseho @ izany
4)Ny devoly koa mety mampanofy.
ANJARANAO NY MANDINIKA IZAY NOFY MITRANGA AMINAO NA AMIN'NY MANODIDINA AMINAO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6953