inona no fiovana

1. bazylou ( 17/03/2007 23:28)
ho avy eto amin'ny serasera sa toa izao foana?????:lol:
novalian'i hery ny 18/03/2007 12:36
2. Fiffi ( 18/03/2007 07:34)
:roll:
3. hery ( 18/03/2007 12:36)
Inona ohatra no fiovana eritreretin'i bazylou hisy?

Inona ny sosokevitra mety azonao aroso?

Inona no fanatsarana tokony hatao?

Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1516