Mahaleo zandriny : step 3 vao tena ho goavana...Olympia...

1. xl ( 12/03/2007 13:53)
Rehefa tsy mandiso note, frappe ary tononkira aloa le zokinjokiny tena au texto mihitsy,
fa le boay kely no tsy ampy feeling
Miezaka kely daholo ny tsirairay e!
Ny 35e anniversaire Mahaleo ao @ Olympia no tanjona
novalian'i xxx ny 04/04/2007 09:19
2. Fiffi ( 12/03/2007 14:38)
tsy azo ny tiana lazaina.....:roll:
3. xl ( 13/03/2007 06:30)
Azon'i fiffy!
Ny zava-misy @ izao fotoana izao dia, tia mahaleo ny tanora fa ny zokiny hita hoe manana expérience sy feeling,
ny tanjona anefa dia goavana be satria ankoatran'ny fankalazana ny 35 e anniversaire eto antanindrazana dia hisy koa ny show lehibe ao @ Olympia ( France ) @ ny tapatapakin'ny taona 2007,
Ka aleo samy miezaka kely fa "kanto" no tadiavina,
Mety @ zay ve?
4. pissoa ( 13/03/2007 10:22)
Fa tsy azoko koa nge le izy izany ry xl e :oops:

Mahaleo zandriny no tadiavina ka mbola asiana "zokiny" mandray anjara indray ... dia ahoana raha lasa "Mahaleo zokiny" no hita amin'izany :-D:-D:-D
5. xxx ( 04/04/2007 09:19)
milay be aloa ry zalah ao @ mahaleo zandriny na ny 1 na 2 na 3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1445