asa tanana

1. rurik ( 12/03/2007 10:23)
saika mba hitady fanapiana kely,
asa raha mba misy mahalala we tsena (Magasin) inona no mety ahitana le plastika fanenjanana kaskety reny .
Misaotra betsaka.
novalian'i rurik ny 13/03/2007 16:34
2. andry08 ( 12/03/2007 11:30)
Mandehana eny @ ireny mercerie ireny, eny no hahitana ireny.
3. rurik ( 13/03/2007 16:34)
andry08 misaotra anao betsaka tena tsy tao antsaiko mihintsy io misaotra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2319