Mba te hihaona amin'ny gasy any London

1. zamanoro ( 26/02/2007 05:39)
SAlama daholo,
Mba handeha any London aho amin'ny faran'ny volana Mars. Ka manontany hoe mba misy Gasy azo antonina ve any? Tsy hiantranoana akory, fa mba ifaneraserana fotisny.
Zamanoro, manorolahy
Misaotra mialoha
2. Fiffi ( 26/02/2007 08:59)
zamanoro: raha zah enao de fenohiko aloha le mombamomba ahy satria .....tsy fantatra hoe lahy sa vavy enao ...(mba ahamora an'ny namana ahafantarana anao)
tongasoa koa aloha enao an ! :)
3. cutie ( 26/02/2007 14:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. cutie ( 26/02/2007 14:22)
zamanoro [ Valio ] 26-02-2007 06:39:38
Lohateny : Mba te hihaona amin'ny gasy any London
SAlama daholo,
Mba handeha any London aho amin'ny faran'ny volana Mars. Ka manontany hoe mba misy Gasy azo antonina ve any? Tsy hiantranoana akory, fa mba ifaneraserana fotisny.
Zamanoro, manorolahy
Misaotra mialoha

manorata aty amiko de atoroko oul :lol:
5. Fiffi ( 26/02/2007 21:58)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/stats&asa=toerana toa tsy misy namana any ? raha jerena io an !
6. Stretch ( 26/02/2007 22:14)
za mafantatra an Harry Potter, fa asa izy ra afaka hifanerasera amnao, sady mahay miteny gasy tsara izy refa le apesainy le hazokeliny iny :-D
7. cutie ( 26/02/2007 22:18)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 26-02-2007 23:14:21
Lohateny : Re : Mba te hihaona amin'ny gasy any London
za mafantatra an Harry Potter, fa asa izy ra afaka hifanerasera amnao, sady mahay miteny gasy tsara izy refa le apesainy le hazokeliny iny

kloun fona :-D:-D:-D:-D:-D
8. zamanoro ( 27/02/2007 00:45)
MIsaotra betsaka ry Cutie an, dia misaotra ny rehetra koa. Saingy ahoana no fomba anoratana any amin'i ctie fotsiny?
9. cutie ( 27/02/2007 01:46)
ndraso aza andefasako hafatra i zamanoro e :lol:
10. Fiffi ( 27/02/2007 08:55)
Stretch: tandremo aza sao de avadiny inona ao an ! :-D:-D:-D
11. Stretch ( 27/02/2007 11:35)
Cutie> ka tsy aleo v aky mba asina fimemezana
sa mety ho vorôka a, ra mbola mitohy zao
:-w


:-* (l) :-*
tiko daôly ny mpiserasera
fa gasy toa ahy . . .(l)
12. cutie ( 27/02/2007 14:23)
Cutie> ka tsy aleo v aky mba asina fimemezana
sa mety ho vorôka a, ra mbola mitohy zao

mahafinaritra ka
za ko mpanao an'io ka :-D:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 27/02/2007 18:21)
Stretch: satria gasy ka manja eh ? :)
14. Stretch ( 27/02/2007 20:56)

Hoy Fiffi

Stretch: tandremo aza sao de avadiny inona ao an !


tiko a zao ra mba avelany mampiasa an lé vam 404 berlin 9799 TD manidin'iny de tonga matetika any amnareo any a !
matrikilé any dégô ngé iny tôbil ndry zareo iny e!
15. zamanoro ( 28/02/2007 02:05)
Misaotra daholo eh
16. niryna ( 03/03/2007 06:50)
Efa nahita sy nahazo namana ihany ve ianao:?:
17. cutie ( 05/03/2007 21:13)
efa natoroko izy ry nyrina fa efa nahita a :lol::lol::lol:
18. zamanoro ( 08/03/2007 05:05)
misaotra niryna an.
Efa nahita aho ka, sady efa natoron'i Cutie koa. Fa ny tena nahafinaritra dia nisy namana niray dabilio taloha namalimaly fotsiny dia nifanakalo vaovao tamiko. Teo vao samy gaga fa hay olona mifankahalala ihany zahay. Boribory ny tany. Tena efa 7 taona lasa izay. Fa dia hita eo ny atao rehefa mifankahita aloha.
MIsaotra ny rehetra
19. linarako2 ( 09/03/2007 10:15)
zamanoro:

Misaotra daholo eh


Faly ianao nahazo namana? La terre est ronde marina ity a.
20. sandrica ( 18/04/2007 12:02)
Zamanoro,

Efa tonga aty londres angaha ianao?
Za dia gasy mimpetraka eto londre ka raha te hanontany zavatra ianao de ity ny adresseko sandyboul@hotmail.com.
Mirary ho anao ho tonga soa eto Londres e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2006