raha te ho betsaka ny nonon-dreny

1. nenipita ( 23/02/2007 12:17)
Misy zavatra tokony hatao ve mandritra ny fitondrana vohoka mba hahabetsaka ny nono ho an'ny zazakely rehefa teraka iny? Mba toroy hevitra izay mahalala o
novalian'i booboo ny 04/03/2018 17:20
2. sakaizakely ( 23/02/2007 13:13)
Mandritry ny mahabevohoka dia baikon'ny hormone gonadotrophine ny organisme hanamboatra izay ilaina handraisana ny zaza. Izany hoe manaraka ho azy ny lactation. Tsy misy zavatra manokana mi favoriser azy io izany. Rehefa teraka indray dia colostrum aloha no mivoaka mandritry ny 2-3 j dia rehefa avy eo vao miakatra ny ronono fotsifotsy. Samy tsara @ zaza daholo ireo.
Misy nono daholo ny vhv miteraka rehetra, fa tsy manao vizana na stressée fotsiny satria ny harerahana mety hitarika ny faharitany. Misakafo manao aradalana tsara, tsy manao noana. Misotro rano betsaka. Ranovola hono tena tsara, sy ropatsa sy ravimbomanga.
Tsy mba nahita an'izany moa enay aty fa dia miezaka ny tsy ho vizaka fotsiny, dia nampiana infusion de fenouil sy anis matetika dia izay ihany. Za aloha dia mba afaka nampinono 10 mois ho an'ny voalohany ary 15 mois ny faha-roa dia efa betsaka izany aty.
Rahoviana ny zaza no hoavy ry neni ?
3. mifyfy ( 23/02/2007 19:42)
tsy @ fotoana maha bevohoka akory fa rehefa teraka no mihinana sakafo mampiakatra nono
fadio ny ravimbonga rehefa teraka fa mampivala zazakely
mihinana rano mafana matetika,ronono,ropatsa,ravitoto,henomby ritra be sira dia misotro rano mafana betsaka avy eo na ranovola,mihinana varisosoa sy totomboanjo,alohan'ny ampinonona dia misotro rano mafana aloha afaka kelikely vao mapinono,arakaraky ny ampinonoanao matetika koa no maha be nono
4. pissoa ( 23/02/2007 19:54)
sosety koa rah tsy diso za :oops:
5. fasaly ( 23/02/2007 19:56)
nenipitia: eo ndrindra tsika zao..
niys cousine ko vao teraka zay aty de izy tsy ampy nono izany nefa te hampinono, dia ny torohevitra azony hoe misotora bierre brune tsy haiko any madà na misy anzan y fa mampiakatra ny nono io! teny am hopital izy defa nisotro an'io ary lasa be ronono izy après , marihiko fa tsy be volume io bierre io an!:wink:
6. mifyfy ( 23/02/2007 20:01)
ie sosety koa maha be nono na papay
ilay biere aloha tsy dia tiko loatra satria izay hoanin'ilay reny anie dia tonga any @ nono daholo e,ka raha misy alcool ataoko fa tsy dia tsara loatra
7. nenipita ( 24/02/2007 07:00)
salut nareo, misotra bdb t@ torohevitra maro nomenareo,
Tena mahafinaritra le forum toy itny fa arosoy ihany ze torohevitra mety hahasoa any aminareo any e

SAkaizakely>>>>>>>> mbola ho ela el aihany akia vao ho tonga le bb a vao izao no 11 semaines e, tena mbola ao anatin'ilay te handoa be ireny sy le kamokamo fona fa be torimaso e
8. sakaizakely ( 24/02/2007 09:25)
fasaly> le houblon sy malt composants na labière no mampiakatra azy. Aty misy bière sans alcool ary za tokoa dia tia anio t@ nampinono. Ampiarahiko @ le infusion à l'anis na fenouil fa za tokoa aloha dia tsy mba nisy olana fa naharaka tsara e ! Za koa tsy mba nanao reraka rahateo.

Nenipita> hay ve akia efa 11 sa indry ? Za mbola 8, dpa le 2 oct. Efa 1 mois zao maloiloy be de tsy aritro intsony omaly nandeha t@ dokotera dia nomeny Gaviscon dia tena efficace tokoa hatr@ omaly hoatrizay taloha raha vao avy misakafo maraina dia midegoba foana. Mifanarakaraka eny izany isika roa ary mety hiara-teraka aza. Nena mantsy déclencher 2 semaines avant foana satria misy olana arapahasalamana.

Mahereza e ! Rahoviana ny écho 1° ? Nena @ 17 mars
9. booboo ( 24/02/2007 11:04)
zà rangaha tsy mahita tenenina f'efa voateny aby ...oay, bonne grossesse Sakaizakely sy Nenipita fa hadinoko foana lé :°)...:-*:-*
10. sakaizakely ( 24/02/2007 11:07)
booboo> hi hi hi
sotsa akia dia manaraha tsy ho ela an
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img86.imageshack.us/img86/83/bisouanniversairege6.jpg[/IMG][/URL]
11. baw ( 24/02/2007 11:48)
za ndray zao 10 semaines, d @ larobia ny 1ere echo! za tsy mety midegoba fa maloiloy b fotsiny! ny dpa-ko fin septembre. za toa ôtran'ny tsy hampinono intsony fa vizana b (le zanako mbola minono foana mandrak'ity ny androany nefa efa 2ans et demi) :-o

o ry zareo a, za vaovao nefa b lazao b e? tsy quoi ka

sosety tokou mahabe ronono
12. tynah ( 25/02/2007 13:30)
baw: d aona zany sady bevohoka no mampinono zany? tsy mampaninona ilay zaza ao an-kibo ve zany? sady mandreraka anao koa! saraho am zay ilay zokiny fa d hampinono fona kosa ve ao anatin'ny 3taona mahery? Asio mangidy kely ilay nono d tsy tian'ilay zokiny tsony am zay mba maka repos kely aloha ilay nono eh!:D
13. tywa68 ( 25/02/2007 14:06)
d manaova mora dhl ry neny isany a ! tandremo ny misotro biera loatra :lol: arakarak'ilay fisitonan'ilay zaza anie ny nono miakatra (sy ny rano sotroinao mazava ho azy).
14. nenipita ( 26/02/2007 08:29)
salut merci sakaizakely amin'nilay sary fa mahafatifaty kely o,
baw>>>>>> salut ndry, de miarahab& andry koa tonga soa e, mahafinaritra be ny ato fa mazotoa mamangy sy milaza vaovao aminay e, de sambatra koa indry tsy mandoa, ny ahy raha vao maheno fofona de mandoa e, tsy hita izy ity fa de iaretana eny fona e, soa aza mba misy andoavana fa ny mitady ( tsy manana ) anie ka mampalahelo e, de inona daol akia no ataon'ndry rehefa maloiloy izany?
Mahereza ab isika izay bevoka o,
Sakaizakely>>>>>> firy mois moa ny andry izao?
15. baw ( 26/02/2007 14:15)
nenipita misaotra betsaka kia! ny ahy aloha d aleoko lavitra ilay mandoa e, le maloiloy fotsiny anie ka tsy hita zay hanaovana azy e, mihinana maloiloiy tsy mihinana maloiloy! mandreraka b mihintsy! d zao aho nomen'ny dokotera nux vomica (hoemeopatie) fa otran'ny tsisy effet (effet placebo io hozy ramose zay) sa za mihintsy no sarotiny, tsy haiko
16. Ny Lanja ( 14/02/2016 14:48)
manaona daol!za vaovao,ny zanako vao tapabolana,efa msotro rano betsaka nf ts d misy nono,
17. james18 ( 04/03/2018 17:13)
Inona avy kay no sakafo tsy azon,ny vehivavy mampinono hohanina,za mantsy vao tera bao ka mba mila torohevtra
And
18. james18 ( 04/03/2018 17:18)
Mihinana sosety be d be
19. booboo ( 04/03/2018 17:20)
Raha mampinono dia atsahatra na ahena : izay rehetra misy soja fa mampiviaka ny oestrogène, ny tongolo (izay mety ho famille n'ny tongolo ) fa saro-devonina ho an'ny zazakely izay lasa any @ rononon-dreny, ny agrumes koa saro-devonina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077