vetivety fotsiny eh

1. Solitikabe ( 21/02/2007 00:02)
Iza kay ny anaran'ny minisitry ny tontolo iainana izao?
novalian'i melody ny 24/02/2007 18:40
2. Fiffi ( 21/02/2007 06:47)
inona kay zany hoe "minisitry ny TONTOLO" zany ? ministre de......?
3. Jessimi ( 21/02/2007 10:01)
I KOTO Bernard no minisitry ny tontolo iainana ary ny rano sy ny ala, lehiben'ny faritra Vatovavy-Fitovinany teo.
4. latina ( 21/02/2007 12:32)
Tsidiho http://micdsp.gov.mg, hohitanao ao ny momba:
- ny Governemanta iray manontolo
- ny Prezidansa
- Ny HCC
- Assemblé Nationale
- Ny Senat
ary ny MAP

Dia mazotoa!
5. simplex ( 21/02/2007 13:26)
ito le http://micdsp.gov.mg/ fa nisy faraingo le natolotr'i latina.

Misaotra ee
6. Fiffi ( 21/02/2007 17:32)
http://www.mira.gov.mg/index.php?self=35&page=26 io koh misy.....
7. Solitikabe ( 22/02/2007 00:34)
misaotra indrindra
Ary ilay lehiben'ny WWF tany Zombitse koa izay, ary mpampianatra teny Toliara. Sa hafa?
8. sitlo ( 22/02/2007 01:54)
fanoto fa tsy sahafa kah.
9. prime ( 23/02/2007 13:44)
:-P:-D:-D
10. melody ( 24/02/2007 18:40)
mba omeo anarana ary fa tĂ´ ilay ministera daholo fotsiny no nitranga e!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235