Antsan'ny fitiavana

1. nyeja ( 14/02/2007 07:38)
"Antsan'ny Fitiavana" fankalazana ny faha 20 taona nanoratan'Ny Eja .Hiantsa tononkalo Ny Eja dia ravahan'i Tovo J'hay, Do Rajohnson, Onja sy Roxanne pazzapa4,JTM, hira sy angola mambabo fitia hatsapanao indrindra fa manasitrana ny fitiavana sady mahafaly fo, tongava ianareo an
novalian'i Ryana ny 25/02/2007 16:28
2. Ralay ( 14/02/2007 09:23)
nyeja: Arabaina njy zany dia mirary ho tratrin'ny 2Otaona manaraka indray. :-*:lol::-*
Aiza dia rahoviana ny toerana hanaovana azy?
3. Fiffi ( 14/02/2007 11:35)
iƩ ! aiza de rahoviana tokoa ? fa =D=D=D zany :)
4. pissoa ( 14/02/2007 16:49)
Arahabaina sahady Ny Eja, dia mazotoa hatrany ;)

Espace Riantsoa Andrefanambohijanahary
24 Febroary amin'ny 9 Ora alina.
http://ilay.fitiavana.googlepages.com/


(Jereo ery ambony be eryyyy e :-D:-D:-D )
5. Ryana ( 25/02/2007 16:28)
Mankasitraka! Hay efa 20 taona sahady! Mirary soa ary ho tahian'Andriamanitra hatrany mandritra ny 20 taona manaraka indray.
Ryana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3239