Ampiasao toa izao ny blaogy.org 
|
hery - 12/02/2007 13:07
|
| Isika namana rehetra eto amin'ny serasera dia afaka mampiasa ny blaogy.org hametrahantsika ireo zavatra manokana izay tsy tafiditra eto amin'ny forum, na koa tiana hotehirizina maharitra... (satria ny eto amin'ny forum dia voafafa rehefa tsy misy mamaly mandritra ny 2 volana) Ny blaogy.org ohatra dia azonao ametrahana video ( http://kitjo.blaogy.org/2007/02/10/lucky-luke-part-i/ ), azonao ametrahana sary maro ( http://ikalamako.blaogy.org/2007/02/02/tonga-soa-ihany-rizareo/ ), azonao ametrahana izay fiainanao andavanandro tianao hotehirizina any ( http://sipagasy.blaogy.org/ ), azonao asiana ny tena mombamomba anao manokana tena serieux ( http://vanilla.blaogy.org/ ) kanefa azonao ametrahana izay izay fialambolinao ( http://pissoa.blaogy.org/ ). Azo asiana resaka lava be tsy voafetra... ara-pilozofika ( http://jentilisa.blaogy.org ) dia azonao tsy asiana na inona na inona koa :-D ( http://maditra.blaogy.org/ ) Inona no misakana anao tsy hanao blaogy? Soraty ao daholo na ny faniriana sesehena, na rediredy politika manohana sy manohitra an-dRavalo, tononkalo, sns Izay tsy zakan'ny forum. ![]() Raha mazoto ianao ary dia mandehana ao amin'ny http://blaogy.org Misaotra |
|
booboo - 12/02/2007 13:59
|
| -refa mi-clic ilay " sauvegarder le truc " zà dia " erreur sur la page " foana no mipoitra eo dia very aby zay nosoratako refa alefa @ zay ilay izy. |
|
hery - 12/02/2007 14:01
|
| |
|
booboo - 12/02/2007 14:04
|
| |
|
hery - 12/02/2007 14:08
|
| |
|
fasaly - 12/02/2007 15:43
|
| |
|
xxx - 13/02/2007 03:56
|
| |
|
kitjo - 13/02/2007 07:46
|
| http://www.imageshack.us/ Aza adino ny mi-cocher ilay hoe "resize". ATaovy an ilay "For website" mety kokoa.. "upload" d refa tafiditra lay izy dia ay url ery @ farany ambany inddra hoe "Direct link" no atao "dika apetaka" eo @ lay URL angatahiny io |
|
kitjo - 13/02/2007 07:48
|
| Misoatra ny mpikarakara e |
|
hery - 13/02/2007 11:42
|
| Misy fanazavana mazava tsara momba ny fampidirana sary nataoko http://blaogy.org/blog/2007/02/02/fomba-fampidirana-sary/ |
|
xxx - 13/02/2007 23:37
|
| melsy |
|
kitjo - 14/02/2007 17:53
|
| |
|
sitlo - 14/03/2007 06:30
|
| |
