SMS gratuit @ net mankany @ phone !!

1. mits ( 05/02/2007 15:17)
manahoana daholo e!

ito mba misy zavatra hitako mba ho zaraiko eto, mety ho antsika rehetra mampiasa internet rehetra, tsotra,tsy andoavana vola,nefa afaka mifandray .
izy ito dia azonao ny mandefa sms gratuit ho ani portable rehetra eran-tany na aiza na aiza
indro ny momba azy ao @\
yahoo!widget egine.com no misy azy
dia avieo installeo ny sms callwave dia alefaso ny hafatrao GRATOS!!!!
MAZOToa DAHOLO E!
raha mila fanzavana dia vonona ny tenako anampy anao!
merci!
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:45
2. andrea ( 05/02/2007 15:49)
Bonjour,
Afaka averina ve ilay 'lien' fa tsy mandeha?
misaotra bestaka
3. vegas ( 05/02/2007 16:14)
andrea> va sur google, taper callwave.
Google est là pour nous. C un vrai pote.
4. Fiffi ( 05/02/2007 16:20)
5. kelly13 ( 05/02/2007 17:23)
toa pour mac ny hitako ry zareo? sady toa ra tsy réseau US na kanadiana d mety mandou vola ny destinataire? a voir de pres svp
6. kitjo ( 05/02/2007 18:42)
za nampiasa callwave fa nony nampiasa 5 andro d novainy payant

@ sms.ac koa azo andefasana fa any Dago oh tsy mety intsony....ra aty ivelany aloha toa mbola mety dol iany
7. mits ( 05/02/2007 19:37)

slt daholo indray
mandeha tsara lay izy fa za ary mandefa tsy akijanona any dago avy aty israel, misy windows lay izy ka
ito lay liens http://widgets.yahoo.com/download/
dia avieo telechargeo @ zay lay callwave sms
ataovy internatinal daholo ny mode
mazotoa e!
8. mandrak ( 05/02/2007 20:42)
mersy lesy mits, namana tokoha ela :-*
9. vancleef ( 05/02/2007 20:45)
Tandremo ary vakio tsara faha ny ankabehazan'ny SMS gratuit sur Internet dia gratuit ho an'ny mandefa faha payant ho an'ilay nandray azy arakarakin'ny opérateur-ny
10. mits ( 05/02/2007 21:54)
mandrak> tsy misy hisaorana bain a!!!
mazotoa mandefa e!
vancleef> tsy payant lay izy na mandray na mandefa ka! gratos.... fa ataovy international fotsny ny mode rehetra
mazotoa e
11. cutie ( 05/02/2007 22:21)
mba hanandrana fa misaotra e :wink:
12. hafaliana ( 06/02/2007 07:48)
:lol:(l)Sady efa ho avy zao ny St valentin d vokisana sms tsara ny sipa. lol
13. andrea ( 06/02/2007 08:05)
vegas> merci letsy, tonga za de mandiha be .. :D
14. Fiffi ( 06/02/2007 10:00)
fa tandremo fa misy piège io ....
15. kitjo ( 06/02/2007 12:55)
vancleef> marina mihitsy zany fa oh zany koa za mampiasa yahoo messenger sur SMS manko
zao lasa mandoa ovla ko za refa andefasana nefa ra vao mi-deconnecter @ ordi to d connecte automatik ny @ phone...
le operateur mits no fetsy angamba ts haiko

reny zvt reny ko alo matetika misy fika foana ao ambadika fa dieny ts manin d araraoty
16. xylo ( 14/02/2007 12:58)
misaotra an'ny rehetra nanome hevitra fa namana tokoa e!
17. isidore ( 16/02/2007 18:34)
Azafady fa mba tena lina aho tamin' ilay SMS gratuit fa tsy itako teo amin' ilay liens hoe jereo eto akory ilay callwave SMS. Rehefa ni-cliquez ilay liens aho dia dowlonad yahoo widger engine for windows na mac no itako fa tena tsy itako ilay callwave sms. Misy afaka manampy ahy ve???
Misaotra mialoha.
18. mits ( 17/02/2007 18:01)
slt isidore>
ie download aloha lay yahoo widget engine io mazava ho azy raha windows ny anao dia ataovy windows klikeo..rehefa installe ny yahoo widget dia jereo ito links ito
http://widgets.yahoo.com/gallery/?search=sms
dia jereo @ reo sms reo lay callwave SMS i keaka jackson lay izy dia sokafy dia ataovy internatianal dahlo ny mode rehetra...
raha mbola manana blem ianao dia aza misalasala manoratra @ io ps ko io fa vonona aho anoro anao ok!!
maztoa e!
19. velonarg ( 18/02/2007 11:31)
Za koa mba nanandrana fa tsy mbola tafavoaka. Noezahiko narahina daholo ny torohevitra rehetra fa rehefa manao "send" iny de misy hoe wait. Ny problème de avy eo izy milaza hoe "Free beta has ended due to overwhelming demand. See FQ. De tsy lasa izany ny sms. Ilay ny olana fa mbola miandry fanampiana.
20. kitjo ( 18/02/2007 12:18)
raha handefa any dago koa dia manana droit 5 SMS gratuits isan' andro @ Celtel...

raha to aka tsy manana compte dia nu numero an'ny olona zay andefasanao ihany alaina dia asaivo omeny anao fts ny mot de pass refa voarainy @ telephone

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089