Solafaka , volomborona , le masira ....

1. Fiffi ( 05/02/2007 13:00)
Iza no efa nahita an'ireo film ireo ?

-Le masira

-Volomborona

-Sôl'afaka

-Didin'ny Be sandry

-Klinika fanaperana

Fa tena miaky kosa aloha zah fa mahay ny gasy an ! milay eh !
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 16:06
2. kelly13 ( 05/02/2007 14:47)
tsy mbola nisy hitako na ny un aza :( aiza no mety ahitana an'ireo? misaotra
3. ari.malala ( 05/02/2007 15:13)
Nareo any andafy no resahi'i Fiffi sa na ny aty Dago aza? le volomborona zao no efa hitako amin'ireo :-)
4. diamondra27 ( 05/02/2007 15:27)
efa nahita fa tsara daholo e! , efa mahay ny gasy
de fransis milay be
tohizo e!
5. Fiffi ( 05/02/2007 16:24)
ari.malala: ny rehetra akia an ! :) fa zah aloha de tena mankafia an ! indrindra fa io le masira io ! :-D:-D:-D lasa loaka hiany le masira :-D:-D:-D:-D
6. vale ( 05/02/2007 16:27)
hihihihi, tiko ho hita izany...ny ahy sôl'afaka no efa hitako t@reo.
Efa mivoaka koa izao ny andrebabe2,( mba misy afaka mampindrana ve ze manana jerevana?:°):wink:
7. kelly13 ( 05/02/2007 16:45)
tsisy mamaly :(
8. Fiffi ( 05/02/2007 16:47)
kelly13:
tsy mbola nisy hitako na ny un aza :( aiza no mety ahitana an'ireo? misaotra
heu....hafarana avy any dago akia ireo an ! :-*:-*:-*:-* andraso fa jereko raha possible ny ahitana azy eto @ net....:-*:-*:-*:-*


9. vale ( 05/02/2007 17:08)
kelly::wink:k'hita wa:( , nefa tiko ho hita be ny tohiny, fa le hanafatra koa le poste ange manondrana ndray2 eeeee!
biz beu njy(l)
10. vegas ( 05/02/2007 17:16)
Mahay maninona ny gasy?
11. kelly13 ( 05/02/2007 17:26)
fiffi>micii d'avance :-*

vale>za klou fay ra resaka poste e, ary tsy ny poste gasy iany fa na poste eto frantsa aza d manondrana beuuuu kisss njy
12. Fiffi ( 05/02/2007 17:27)
vegas: mahay film koh ! hihihi milay be an !

kelly13: heu...jereo hiany akia sao de misy mahasoa ato an ! http://auzoma.com/ io zao misy film vao nivoaka indray ao...:)
13. vale ( 05/02/2007 18:02)
kelly: vao nandefa avy aty france aho, tsy direction dago akory fa hafa, aty ivelany ihany io an, nosokafan-jareo lay colis:o
14. kelly13 ( 05/02/2007 18:11)
micii ankia fiffi aaa :-*

vale>lollll za kou, fa niverina taty amiko le colis d nanjavona ny tao anatiny, nanao reclamation fa tsisy suite hatramin'izao pfffff:(
15. vale ( 05/02/2007 18:59)
tena mahakamo mintsy aky aaa..mdrr, soa fa nisy azo vidiana ny eto @net aloh!..
manararaotra misaotra an'i Yonik koa zah t@ le films, melsi de mbola melsi foana aky annn!:-*
16. Fiffi ( 06/02/2007 06:42)
rehefa misy fianakams tonga de manararaotra mampitondra....:)
17. vale ( 06/02/2007 10:10)
:°)ie! :wink:
18. vale ( 06/02/2007 10:12)
:-*
19. ari.malala ( 06/02/2007 12:37)
vegas:

Mahay maninona ny gasy?



mahay milalao film ny Gasy ka! enao ko nga mahay?;)
20. vegas ( 06/02/2007 16:12)
ari.malala> ra mahay le mpiara milalao amiko de mahay koa za.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2194