" dans la peau d'un noir "

1. booboo ( 04/02/2007 12:35)
Nisy efa nahita io doc. io ve taminareo ? Nandeha t@ Canal+ izy (nenay no-pirater-na hihihihi).

-Ho an'izay nahita, manao ahoana ny fahitanareo/fahatsapana teo am-pijerena ilay izy ?

-Ho an'izay mbola tsy nahita, ndana pirater-o :°) dia tongava ato miteny fahitanao ilay doc.


Zà manokana tiako ilay doc na dégoutée grave aza ....
novalian'i xxx ny 22/03/2007 12:43
2. pitoussy ( 04/02/2007 14:36)
hitako sombitsombiny t@ le fanazavana t@ vaovao , d hozizy zah oe hijery an'io zany refa veo fa toa oh ny interressant , avy teo adinoko fa lozako namaky boky :oops::oops:, nefa toa mbola nitohy ny larobia koa le izy fa vo nalefa ndray ny tele , d efa tapitra :-D:-D

aiza kay no hi-pirate-na azy ?:P
3. tywa68 ( 05/02/2007 06:52)
booboo : ilay voalohany no hitanay ! tena sahirana isan'andro manao ilay maquillage an ! lé nandeha resto nasaina nipetraka tany @ ilay étage no tena nampalahelo ahy ! efa tsy atao mahagaga e !
4. hery ( 05/02/2007 08:59)
booboo> mba copier-vo (efa pirate ihany) dia mba alefaso aty aminay :-)

5. cutie ( 05/02/2007 20:29)
resaka racisme ve zany ?
6. booboo ( 06/02/2007 08:14)
ié. Olona fotsy fihodirana no avadika mainty hoditra (maquillage) dia ampandalovana tranga maromaro @ maha mainty azy dia avy teo @ maha fotsy hoditra azy (mitady trano, mitady asa, any @ boîte de nuit sns).
Dia tahaka izay koa ny mainty fihodirana.

Hita be ilay tsy fitovian'ny fandrasain'ny fiaraha-monina @ reo tranga ireo ny mainty sy ny fotsy....
7. cutie ( 06/02/2007 22:35)
de in no tena mahavoa, le fotsy sa le mainty :lol:
8. pissoa ( 07/02/2007 16:50)
Otran'ny manisy biais amin'ny fahitana ny votoatin'ilay Doc ny titre-ny ! Raha io lazain'i booboo io no notantaraina ao amin'ilay izy - raha izaho - dia tsy nataoko hoe " dans la peau d'un noir " ny lohateny, raha tsy misy hevitra tiana asisika moramora sahady fa tsy hoe izao no misy dia anjaranareo ny mahita :-D:-D:-D

Tsy hampiova ny zava-misy akory ilay izy, fa mety mampiova ny fahitan'ny mponina ny zava-misy :-D

booboo, mba posteo aty aloo na zany aza jerena :°)
9. xxx ( 22/03/2007 12:43)
za ko mba te hahazo eny hoa sady efa pirate ihany ve de:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5628