dragon ball Z

1. xxx ( 24/01/2007 22:54)
Nalaza erantany io dessin anime manga io. Maro ny efa nahita fa tsy vitsy ny mbola.
Tsy dia tian'ny olon-dehibe io fa somary an-jaza izany.
Jereo ny www.daylimotion.com dia ataovy recherche
bibor
izay tia hijery hatramin'ny 1er episode.

Mba liana tamin'io mihitsy aho taloha dia nanaraka tamin'ny tele. Kanjo tsy naharaka. Dia izao vao mijery ny tsy hita.

Fa tsy manozona aho fa ho leo eo ihany ianao no ihafarany. :°)
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 00:58
2. kelly13 ( 01/02/2007 17:35)
lollll nenà les chevaliers du zodiac no narahako fa tsy arako, mety ho hitako ao @ daylimotion v?
3. sitlo ( 03/02/2007 16:25)
fa angaha i kelly afaka mijery dailymosionina indray eh? :°)
4. kelly13 ( 03/02/2007 17:50)
ka efa nanova carta grafika za hé hé hé, andefa hira ho ahy nga se kely? hihihiih :°)
5. sitlo ( 04/02/2007 16:09)
ye, inona ny hira tian-dry? Karazany fotsiny fa tsy mila specifiena be.
6. kelly13 ( 04/02/2007 17:49)
pétite sirèèèèèneeee, d kilemantina, d boubaaaaaa!!! d atolotra manokana ho an'i...... zany reo hira reo e, hihihi! (otran'ny le tany @ kerimesy talou hahahaha)
7. sitlo ( 04/02/2007 18:10)
Ity ary eh

petite sirene> http://www.dailymotion.com/visited/search/petite%2Bsirene/video/xrs3f_karaoke-sous-l-ocean-la-petite-sire
Za tamin'ny teny anglisy no nojereko io de le teny anglisy no haiko.

clementine> http://www.dailymotion.com/visited/search/clementine/video/x3wvq_clementine
Za koa tia be tam mbola kely, ndrindra moa fa i bulle bleue sy malmot :D

bouba> http://www.dailymotion.com/visited/search/bouba/video/xjvkt_bouba-generique
za tsy mahatadidy bouba fa mbola kely loatra. Ny hirany fotsiny no haiko fa nalain'ny tao an-trano tamin'ny kasety.
8. kelly13 ( 04/02/2007 18:36)
d sailor moon kou adino
9. sitlo ( 04/02/2007 21:58)
lol fa tsy nahita aho

8O
10. kelly13 ( 05/02/2007 14:49)
i tour du monde en 80 andro kou milay b
11. sitlo ( 10/02/2007 00:58)
kelly> izay indray aho vao afaka namaly
za koa tia be phileas fog http://www.dailymotion.com/visited/search/Tour%2Bdu%2Bmonde%2Ben%2B80%2Bjours/video/x3rnv_tour-du-monde-en-80-jours
tadidiko ery a le nanavan'ny zokinay sarin'i transfer dia nizesta ery tany am-pianarana. :P

entra pa: ahoana marina moa raha manoro vohana eto amin'ny serasera eh. Sa raisin'ny olona serieux be ity? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2008