fisehoana, vodiondry??? inona avy no atao @izany?

21. Farrah1 ( 05/08/2017 20:01)
Salama daholo o,misy fanontaniana kely manitikitika ahy. Mikasa ny hanao vodiondry sy soratra amin'ny erintaona izahay 2 kanefa tsy dia mahanfantatra firy ny zavatra hatao; indrindra fa ny eo amin'ny soratra, inona avy kay ny tsara ho fantatray indrindra eo amin'ny fandaniana: manoma eo amin'ny ohatrinona eo kay izahay raha tianay atao tsotsotra ihany ilay izy? mikasika ilay vola omena ao amin'ny mairie ihany koa.
Eo amin'ny vodiondry indray dia iza avy kay ireo olona omena valopy? misaotra betsaka o
22. Yallan ( 09/09/2018 20:02)
salama aby, lehilahy no manoratra. izaho dia mikasa ny hanao ny vodiondry, marihin fa efa ela niarahana izahay fa zao vao tapan evitra sy vonona, dia vodiondry sahala amin'ny ahoana no tsara atao? marihina fa merina ,
1- Inona no zavatra sahaniko avy amnio rarah io
2- iza no mividy ilay peratra dia ahoana sy ahoana ny momba azy
3- ny mahakasika ny vodiondry omena sy ny tapi maso nanadahy iza no manolotra azy?
4- tsy maintsy tapaka amnio ve ny datin ny raharaha manaraka mariagy sy soratra?
5- mahakasika ny akanjo tsy maitsy mihaja ve?
6- izay roa ve izany amnio amin ny farant mitsy vao afaka ifanakaik sa?
misaotra ho an'izay mamaly!????????????????
23. Loganandry ( 27/02/2019 14:42)
Miarahaba indrindra tompoko
Izahay mikasa hanao mariazy
Fanontaniana ? Ohatran'ny ahoana no tokony fizarana ny fandaniana araka fomba malagasy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2371