Tena misy tokoa ve ireny olona ipetrahan-javatra ireny e?

21. xxx ( 16/02/2007 07:38)
Aza mitady lavitra fa nitsofoka ato amin'ny sehatry ny fivavahana sy ny vavolombelona izy.Mety ho maro ary mety ho iray ihany fa manana miaramila sesehena:-/:^):evil:
22. niryna ( 17/02/2007 06:28)
xxx:

Aza mitady lavitra fa nitsofoka ato amin'ny sehatry ny fivavahana sy ny vavolombelona izy.Mety ho maro ary mety ho iray ihany fa manana miaramila sesehena:-/:^):evil:

voalazanao tanteraka.:P

23. rrgmt ( 01/07/2007 21:09)
Arak'izny dia tsy angano ny asa sy nyherin'ny devoly fa miasa ary tratryt izay tsy mitandrina. Ny azony voalohany dia ireo izay tsy mino ny fisiany na tsy dia taitra loatra amin'izany. Soa ihany fa hoy i Jesoa, ny hatongavan'ny Zanak'Andriamanitra dia ny handrava ny asan'ny devoly.
Izay miaraka Aminy marina dia manĂ na finoana fa mandresy ireny ary tsy matahotra izany.:D
24. LoicRedHat ( 02/10/2017 05:11)
Salama jiaby o...
Hisaorana aloha ho an' olona namorona izao pejy izao fa tena ilaina ka.
Fa tiako fantatra aloha hoe , ino marina ma hoe: tromba be vava sy tromba mihary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2276