RIMORIMO

1. stefy ( 20/12/2006 13:06)
Anisan'ny sarimihetsika malagasy malaza be @zao fotoana ny "rimorimo"ka ba rovina ary no ba haparitaky ry zareo eny @mpivarotra mahazatra izy iny fa maika ny aita aho e!ary sao de ba mis manana ny adiresy mailaka ny cadet ianareo tompoko fa ilaiko maika de bo valio an!(l):*:D
2. sitlo ( 14/01/2007 02:22)
tena tsy misy re eh,

za ko mba te hijery izany rimorimo izany
3. BloodTitan ( 20/01/2007 09:07)
ba betsaka ho an stefy :*

aty am tanĂ na efa bedebe ka nga mbola tsy tonga any finda kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6804