Mitady tetikasa

1. xxx ( 17/12/2006 08:57)
Gasy ny tenako. Mitady olona manana tetikasa matotra any M/car izaho. Ifanarahana samy mahazo ampahany ny tombom-barotra. Afaka manome Tel sy e-mail ny tenako.
novalian'i vonicx ny 21/12/2006 07:37
2. xxx ( 17/12/2006 10:18)
xxx:
Gasy ny tenako. Mitady olona manana tetikasa matotra any M/car izaho.
ianao aza miafina xxx de mba azo hatao hoe matotra ve zany ?


3. grasolo ( 17/12/2006 11:06)
Marina io tsikera ambony io. Tsy tokony hiafina izaho. grasolo@hotmail.com ny e-mailko.
4. bazylou ( 17/12/2006 15:06)
tsy azoko ilay toe-tsainao ry xxxxx, efa nosokafako etsy ambany io ary maninona raha mitambatra dia amboarina ilay izy toa izay samy haka ho azy!!???
5. ikaretsaka ( 17/12/2006 16:23)
tsy azoko koa ny an'i bazylou...
mazava be izany
ka mety tsy mi interesser anazy ilay anao ohatra na mety izay ny tiany:roll:
6. soanja ( 17/12/2006 19:01)
bazylou:

tsy azoko ilay toe-tsainao ry xxxxx, efa nosokafako etsy ambany io ary maninona raha mitambatra dia amboarina ilay izy toa izay samy haka ho azy!!???


Fa angaha ny an'i Bazylou koa isasahana ny tombony?


7. bazylou ( 17/12/2006 21:34)
tsy hisasahana izany ny tombon'ny anay fa gratos daholo e!! tsy ùisy tombony ao!
8. ikaretsaka ( 18/12/2006 01:05)
ka izay ny tsy nampa interesse anzy @ ny an'i bazylou na ny anay fa mahatonga azy mbola mitady.
9. soanja ( 18/12/2006 01:18)
bazylou:

tsy hisasahana izany ny tombon'ny anay fa gratos daholo e!! tsy ùisy tombony ao!


Hay zay vao mazava manko. Io tenenin'Ika io zany ny valiny ry Bazil. Aza miasa saina amin'ilay iray ity satria samihafa ny tanjona. :-*:-*:-*


10. vonicx ( 21/12/2006 07:37)
Miarahaba anao
Gasy ihany koa ny manoratra. Mitondra fikambanana manao tetikasa eto Dago aho:
- projet d'appui aux organisations d'autopromotion( association villageoise, groupement d'appui)
- projet d'appui aux communes rurales (Bonne gouvernance)
-projet de formation des formateurs d'adultes(Gestion de formation, concept de formation, la conception de formation,etc...)
Betsaka ihany koa ny hafa satria ireo olona mpikambana dia samy efa manana traikefa avokoa
Ny hanontaniana anao dia ireto: ny karazany tetikasa, ny faharetany, ny faritra hanatanterahana azy) Raha mety aminao ny manome ny momba ireo dia afaka manoratra tetikasa matotra izahay( misy fanadihadiana sy fidinana an-tsehatra mihintsy) dia valio amin'ity imailaka ity: vonitiana2003@yahoo.fr
Miandry ny valin-teninao ary

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4692