Mihinana ry reto gidro an

1. Solitikabe ( 16/12/2006 00:10)
Kay matsiro tsy misy tahaka izany ny gidro ka izany no tena mba hihinanan'ny olona azy koa. Ianareo ve efa nihinana?
Tsy haiko koa ny mametraka ilay sary eto koa
novalian'i cutie ny 18/06/2007 18:42
2. cutie ( 16/12/2006 00:13)
:evil::evil::evil::evil:
3. lapino ( 16/12/2006 00:41)
Aza hanina kosa ny dadaben'ny sasany e :wink:
4. cutie ( 16/12/2006 00:42)
:-D:-D:-D:-D
5. lapino ( 16/12/2006 00:44)
:-P:-P:-P:-P
6. cutie ( 16/12/2006 00:44)
mahafatifaty reny koa :P
7. lapino ( 16/12/2006 01:00)
:-D:-D:-D:-D
8. soanja ( 16/12/2006 03:29)
Solitikabe:

Kay matsiro tsy misy tahaka izany ny gidro ka izany no tena mba hihinanan'ny olona azy koa. Ianareo ve efa nihinana?
Tsy haiko koa ny mametraka ilay sary eto koa

Raha noana tsy mahita hanina i Solitika be de mba teneno aho fa aza ny gidro no kitikitihana. :twisted:

9. lapino ( 16/12/2006 03:40)
Hmmm ... i soanja matsiro noho ny gidro ... :roll::°):°)
10. soanja ( 16/12/2006 03:48)
lapino:

Hmmm ... i soanja matsiro noho ny gidro ... :roll::°):°)

Diso be Lapino fa saika ny hena tsy nohaniko aty US no saika aondrako ho azy.:lol:

11. MTN ( 16/12/2006 04:44)
Ny saka koa matsiro be:°)
12. soanja ( 16/12/2006 06:04)
Kely sisa dia hisy hiteny koa eto hoe "Hano ny fen'i Ranona fa matsiro" Kanibalina :twisted:

Mba mangataka re aza de vonoina ny biby fa misy dikan'ny mahaeo an'ireo.
13. lapino ( 16/12/2006 06:14)
MTN, :-D:-D:-D

... fa misy dikan'ny mahaeo an'ireo.
ie, mba hihinanana azy :wink: http://www.ooze.com/ooze13/images/cats/cat-smalleat.gif
14. Fiffi ( 16/12/2006 07:09)
aza mamono ragidro zany ry zareo fa efa en voie de disparition ange izy ireo eh !
15. simplex ( 16/12/2006 21:40)

MTN,
:-D:-D
t@ za kilasy T3 tany @ primaire, nisy bandy nahay be tsy nety resiko mintsy. D nanotaniako izy d ozy lery hoe mihinana saka 8)8)
16. cutie ( 16/12/2006 21:57)
matiko nareo raha mihinana saka sy gidro eo e :twisted:
17. simplex ( 16/12/2006 22:04)
cutie nga tsy mbola nihinana barbecue gidro hummmmmmm :miam::miam:
18. cutie ( 16/12/2006 22:20)
:twisted::twisted::twisted::twisted:
19. lapino ( 17/12/2006 04:48)
Cutie, :-D:-D:-D
Tokony ho tany amin'ny dinika sakafo mihitsy ity no nataon'i Solitikabe :-D:-D
20. Achia ( 17/12/2006 08:53)
MTN:

Ny saka koa matsiro be:°)



raha hitan'ny fianakaviantsaka eo io de asa ngamba fa ho rovidrovitra eo enao raMTN:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1008