Tehaka ho an'ny Vezetariana

1. lapino ( 10/12/2006 02:23)
Ny fihinanana hena sy vokatra avy amin'ny biby hono no tena antony ahavokarana entona mahatonga "effet de serre". Ny taim-biby rehefa miotrika manko, ireo karazana sakafom-biby miotrika koa (ensilage, ... ) dia mamoaka methane (CH4) sy oxyde nitrique (NO2). Ny habetsak'ireo entona ireo avy amin'ny fiompiana dia mbola betsaka noho ny avoakan'ny fitaovam-pitaterana.

Fa sarotra ihany aloha ny tsy hihinana ronono, atody, hena sy ny vokatra avy amin'ireo, indrindra rehefa eo ambony latabatra e.

Kyoto II, Kyoto II :-P:D
novalian'i simplex ny 20/12/2006 12:03
2. melody ( 10/12/2006 16:14)
ka ny mahatonga andry zareo vezetarian ange raha ny tena marina, ny ankabeazany, tsy hoe resaka @ tontolo hihainana e, ny CH4 sy ny NO2 izany fa nohon'ny antony fahasalamana ohatra, ao koa ny tsy mahazaka fa manao allergy rehefa mihinana ireo.
zà aloha tsy handà ronono, atody, hena etc. rehefa mahay mandajalanja ny habetsany fotsiny enao dia mandeha ho azy no sady :miam::miam: nge ireo e!:)
3. simplex ( 10/12/2006 17:54)

ary tsisy fika nga hoe ovaina ny kaly omena an'reo biby ireo mba hiova ny composition an'ny kapany ?

ny omby kou minana vil an, tsy azo eritreretina hoe mitovy ihany v ny vezetarianina sy tsy izy ;-):-P:-D:-D
4. pissoa ( 10/12/2006 18:03)
Tehaka ho an'ny Vezetariana e :lol:
5. simplex ( 10/12/2006 18:07)
ka ra tsy mikapa tsony ny omby tsisy zezika ambolena anana sy korzety hoanareo eo kou :-P:°):-D:-D
6. lapino ( 11/12/2006 01:36)
Ka ovaina inona anefa ny kalin'ny biby e? Raha mbola misy gliosida sy protida foana io dia mamoaka an'ireo entona ireo foana :D

Fa ny omby nge zany vezetariana e! :idea: Tehaka zany ho an'ny omby :°):°)
7. pissoa ( 11/12/2006 08:28)
simp, kou rah tsy ny omby rery no mahay mikapa kou =))=))=))

Lap, ny bitro kou vezetariana
8. lapino ( 11/12/2006 20:06)
Ny bitro aloo tsy mihinana voalavo e
9. simplex ( 11/12/2006 20:23)
tsy nahavoa tain'akoho :-D:-D
10. cutie ( 11/12/2006 20:26)
resaka bitro volavo sy tain'akoho njay ny eto :-D:-D:-D
11. pissoa ( 11/12/2006 20:30)
lapino:

Ny bitro aloo tsy mihinana voalavo e
Otran'ny omby kou ny bitro :-D

simplex:

tsy nahavoa tain'akoho :-D:-D

12. simplex ( 11/12/2006 20:37)
ary ny penguin ve mba vezetarianina ?
tsy mihinana afa tsy glasy :b
13. lapino ( 11/12/2006 20:40)
Toa mihinan-trondro ireny ko :-D:-D
14. simplex ( 11/12/2006 20:41)
kiiii toa tsy nande ny tsy nahavoa tain'akohoako :-D:-D
15. lapino ( 11/12/2006 20:43)
:-D:-D
16. simplex ( 11/12/2006 20:46)
:b:b
nga l'tia ny tsonjo tsy vezetasion :?::roll:
17. pissoa ( 11/12/2006 20:49)
simp, tsy navooooo tainakoooo :-D:-D:-D

lap, mitovitovy am'saka ny penguins :-D
18. lapino ( 11/12/2006 20:51)
simp, mety efa azo andramana ihany ny mamboly an'azy ka :D
pissoa, ny penguin mi-saka tsonjo :D
19. simplex ( 11/12/2006 20:56)
nefa tena mila zezika indray ny mamboly azy, aiza ihany ary ity kosy dozone ity. Nda hitady tain'omby klou fa tssss :°):oops::oops:

pissoa:
20. pissoa ( 12/12/2006 07:44)
simp : Ataon'lah inn tain'omby ? :-D

Ny azo atao :
- Angonina ny ravin-kazo atao anaty lavaka
(ravin-tseva moa sa inn le fikosehana fianarana tam'zahay T1 :-P ,
dia ambiaty kou rah tsy diso zah fa tsisy haiko tsony ny anarany :oops:),
fa tsy asiana ravin-kinin.

- Dia tondrahana amin'ny rano (avy nanasana vilia :°))

Dia rehefa elaela dia ampiasaina am'zay refa mamboly voatavo ... Na mangazo koa aza ambolena amin'ireny, ny mihady aza ndray no manahirana :-D Vooookatra beeee !

Voka-dratsiny :
- Tsy haiko raha manimba tontolo iainana :-D:-D:-D

Sa tsy zany mou :oops::oops::oops::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3851