film porno gasy

1. caprio ( 28/11/2006 12:27)
Mavesatra loatra ka tsy mbola zakantsika gasy ny mieritseritra sy mahita olona iray indrindra fa vehivavy milalao film porno,kanefa maro amin-tsika angamba no efa nahita ilay film porno izay nolalaovin'i andriambavilanitra tantely, i tantely moa dia fantatra fa mpilalao film gasy ary hitantsika koa @ clip gasy tahakan'ny clip jankatiana hoatra dia ahitantsika an'i tantely ary efa nirotsaka t@fifidianana miss koa ny tenany,zany we manana ny maha izy azy ity andriambavilanitra tantely ity fa asa izay nanosika azy hilalao film tahaka ireny ka ao ny milaza we tsy vokatry ny fony ny namoaka iny film iny fa mba film nataon'izy roa ho azy irery tao an-trano iny kanjo nisy olana ny fiarahan'izy roa dia navoakan'ilay bandy atsokosoko iny film iny.Mety hitondra adin-tsaina mandrakizay ho an'i tantely ve izany satria ny gasy rehetra dia efa mahafantatra an'i tantely we iny ilay nanao film porno sady sipa manjakely tokony anana ny maha-izy azy kanefa ny akamaroan'i bandy zany zao dia efa nahita ilay film sy nahafantatra an'i tantely koa ahoana ny ho aviny ary aiza izy @izao?ary ahoana no mba eritseritrao?;-);-);-)
2. kelly13 ( 28/11/2006 15:14)
ny misy an'i tantely alou d tsy haiko hoe aiza izy zao! ka na hoe hitondra aditsaina ho azy aza mou iny tatara iny d efa rano nilatsaka teo andamosin'ny gana² ka aleo ny avenir no jerena!

miresaka ce genre de film iany kou, fa efa fantatrareo kou angamba i ally mc tiana fa nanao an'io, metisy gasy izy. fa @ izao hono toa nijanona izy pour x raison d ni jouer ds banleiue 13 izy!
3. mika117 ( 28/11/2006 16:30)
Tena mampalahelo kosa aloha i miss Tantely ;fa rah ny tena fijery iny film iny dia mety ho azy mitsamy rery ;fa navaokan'ilay bandy angamba lay izy taty aoriana;na izy aza mety ho voafitaka ;ka mitandrema ihany ry zavavy ;fa @ tsika gasy mantsy dia tena otran'ny tena lany passeport ny vehivavy raha vao manao ireny ;zay no mba hvtro e
4. bilakarenjy ( 28/11/2006 17:17)
ny hevitro indray aloha dia tena mampalahelo kosa aloha ny toe-tsain'ilay bandy niaraka taminy e!.Tsy hoe :ny fiainan'i Tantely akory no simba fa ilay bandy mihitsy no manimba ny ho aviny satria tsy maintsy ho fantatry ny sipa hoe :iny ilay bandy niaraka t@ Tantely ,iny ilay namoaka le films .Iny ilay manao an-dolom-po .Tena mahamenatra kosa aloha ny nataon'ny lery na dia efa ady tahaka n'inona aza .

I Tantely dia ho stars foana ary mino za fa mbola misy masoandro miposaka aminy ihany any .Ny olona toa an-dry Tantely ireny dia tsy very izany sao ianareo mihevitra .
Tsara ary izy tolorana tanana mba hipetrahany amin'ny tena toerany .
5. Zina ( 28/11/2006 18:19)
Mavesatra loatra ka tsy mbola zakantsika gasy ny mieritseritra sy mahita olona iray indrindra fa vehivavy milalao film porno,


Tena mbola mavesatra amiko koa io
6. Fiffi ( 28/11/2006 20:00)
tsy aiko hoe mavesatra ahoana kay ? :roll:
7. cutie ( 28/11/2006 20:04)
tsy zaka :-D:-D:-D:-D
8. Zina ( 28/11/2006 20:51)
Tsy zaka ny maso ry fiffi a
9. cutie ( 28/11/2006 21:03)
za alou mbola tsy nahita mitsy e :lol:
10. caprio ( 28/11/2006 22:56)
Za manokana kaloa raha ny fijeriko ilay film dia tsy vonona ny anao film porno mintsy i tantely satria na ilay film aza dia hita mintsy we mba sangisangin'izy roa fotsiny tao an-trano ilay izy,ary raha ny toe-tsaintsika gasy aloha dia tsy mampalaza anao mintsy ny fanaovana film porno zany e!fa vaomaika aza tondromolotra no mahazo anao,ary tsarovy fa tsy i tantely irery no mizaka ny henatr'olona fa ny fianankaviana koa mety manotany tena hiany we: fa dia loza inona ty natao koa heritsereto tsara reto fa amiko dia mbola mavesatra ny film tahaka ireny,za bandy ary mijery film porno ndrai2 fa raha gasy kosa dia mbola tsy dia mankasitraka loatra ny saiko e:°):°):°):°):°)
11. xxx ( 29/11/2006 00:56)
tsy azon ilay tantely toriana angaha izany satria tsy t@ nahimpony no nivoahany??
12. zandikely ( 29/11/2006 04:52)
Cutie: Fa angaha efa nitady mihitsy e!:-D
13. Zina ( 29/11/2006 20:26)
za bandy ary mijery film porno ndrai2 fa raha gasy kosa dia mbola tsy dia mankasitraka loatra ny saiko e

ie
14. cutie ( 29/11/2006 22:41)
Mpandefa : zandikely [ Valio ] 29-11-2006 05:52:34
Lohateny : Re : film porno gasy
Cutie: Fa angaha efa nitady mihitsy e!

:-D:-D:-D:-D
mbola tsy nitady ka, refa miresaka ny oul zay vo miteny we za mbola tsy nahita an'zany :-D:-D:-D
15. andratax ( 30/11/2006 10:46)
stl daholo, raha momba an'io resaka film io aloha de tena tsy mbola zakantsika e; nefa izao an! any izao misy mitourné film x mihitsy @ izao ora anoratako izao (30.11.06 13h00) gasy mihitsy ny mpilalalo @ izany an! @ manaraka lazaiko eto daholo ny momba azy fa eo ampakana renseignmt za zao.
16. booboo ( 30/11/2006 11:33)
:-D:-D
17. kitjo ( 01/12/2006 16:07)
tena bdb mihitsy izao ary ny mampalahelo dia maka mpivaro-tena ry zalahy dia ataony camera cache

tany toliara koa nisy vazaha antitra tratra...efa miaraka @ camera sy printer izy ao @chambre ka nisy nahatsikaritra ary nisy iray t@vhv nentiny nifandimby tao sendra nahita ilay sary efa tonga dia misy "frame" atao carte postale ka iny nampandre ny polisy.

i Tantely ve? Ao France izy izao ary niteraka iray, vazaha efa lehibe le tany Dago iny ihany no vadiny!
18. booboo ( 01/12/2006 16:10)
raha ilay camera caché, misimisy ihany no efa miparitaka @ internet...samy malagasy ...
19. ikaretsaka ( 02/12/2006 04:59)
kitjo:

tena bdb mihitsy izao ary ny mampalahelo dia maka mpivaro-tena ry zalahy dia ataony camera cache

tany toliara koa nisy vazaha antitra tratra...efa miaraka @ camera sy printer izy ao @chambre ka nisy nahatsikaritra ary nisy iray t@vhv nentiny nifandimby tao sendra nahita ilay sary efa tonga dia misy "frame" atao carte postale ka iny nampandre ny polisy.

mampalahelo



20. vegas ( 15/12/2006 22:05)
Fafao ao antsainareo hoe mpanao X i tantely.
Mba sendra nisy nanaparitaka ny film an'izy roakely.
Firifiry amin'ny mpifankatia moa no maka video ny fanaovany? Aza mba tratran'ny gasy ihany hoa ny secret fa humm.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087