Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.

1. linarako2 ( 27/11/2006 15:32)
Daniela 10:12 Ary dia hoy Izy tamiko:Aza matahotra, ry Daniela :fa hatramin'ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenenanao teo anatrehan'atra dia reko ny teninao"
Izaho nivavaka indray andro izay dia naheno feo
miantso hoe aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho! Ela be taty aoriana rehefa nandalina ny baiboly aho dia hitako tato ilay izy fa hay ao anaty baiboly ilay teny.Nisy teny na zavatra mitovy amin'izany ve nahazo anareo? Mba tantarao hoe fa liana aho!
novalian'i niryna ny 14/01/2007 21:28
2. cutie ( 27/11/2006 15:42)
ndraso hiandry ny mpijoro vavolombelona fa za mbola tsy nahazo antso:lol::lol::lol::lol::lol:
3. booboo ( 27/11/2006 15:49)
re- kounkou hihihi

ndraso hiandry ny mpijoro vavolombelona fa za mbola tsy nahazo antso
4. methode ( 27/11/2006 16:53)
Za koa mbola miandry fa sao mba misy miantso eo na booboo na cutie! hihihi
5. cutie ( 27/11/2006 17:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. Fiffi ( 27/11/2006 17:11)
linarako2:
.Nisy teny na zavatra mitovy amin'izany ve nahazo anareo? Mba tantarao hoe fa liana aho!
ny ahy indray de mino aho fa efa nahare an'io ! Ohatra fotsiny hoe tao anatin'ny fahoriana , halahelo , rehefa mino an'Andriamanitra de maheno an'io teny io hoe "Aza matahotra fa Homba anao mandrakariva aho" satria Andriamanitra tsy manary ary mitsinjo lalandava ny zanany .
Zany hoe ny anao ry linarako2 , henonao , nefa hoy aho hoe maheno an'io zay mino sy mivavaka mangataka an'Andriamanitra mba hitsinjo azy......


7. andry08 ( 27/11/2006 19:02)
Ny teny hoe: "aza matahotra" dia misy 365 et plus hono hoy ny olona efa namaky ny baiboly hatr@ farany ary nanisa io teny io. Noho izany misy iray isan'andro.:D
8. Zina ( 27/11/2006 19:08)
Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.

io dia miseho amin-tsika mandrakariva fa isika no tsy mahafantatra oe avy @ Andriamanitra ilay izy...

9. cutie ( 27/11/2006 19:09)
miseho aiza:roll::roll::roll:
10. andry08 ( 27/11/2006 19:12)
Eo @ fiainan'i cutie isan'andro isan'andro
11. cutie ( 27/11/2006 19:24)
tsy hitako zany :roll:
12. andry08 ( 27/11/2006 19:29)
ka mila mino aloha fa tsy hahita hoazy eo
13. cutie ( 27/11/2006 19:30)
give me a sign :wink::wink::wink::wink::wink::lol:
14. cutie ( 27/11/2006 19:32)
Mpandefa : andry08 [ Valio ] 27-11-2006 20:29:25
Lohateny : Re : Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.
ka mila mino aloha fa tsy hahita hoazy eo

Aoak akia zay fa manjary lasa be resak eto fotsiny za :lol::lol::lol:
efa kopy za
fa le size ery ambony no mila vavolombelona koa :lol::lol::lol:
15. Fiffi ( 27/11/2006 20:21)
cutie:
give me a sign :wink::wink::wink::wink::wink::lol:
you don't need a sign satria hihainana isan'andro io raha mino .:)


16. cutie ( 27/11/2006 20:28)
fiffi, mila vavolombelona ange le nanokatra size e :lol:
17. Rasiligaoma ( 28/11/2006 00:22)
aaaaa sign.. jaz gimme a sign
18. cutie ( 28/11/2006 00:37)
:-D:-D:-D:-D
19. diamondra27 ( 28/11/2006 04:01)
izaho indray dia tsy feo no henoko fa nofy ary nisy fotoana mitamberina matetika ilay izy.
Tsy inona io nofy io fa hoe: mitory teny za hono, de indraindray manala devoly

Faharoa manaraka izany dia anisan'ny olona tsy nino ary niblasphème ireny olona ilatsahan'ny Fanahy Masina ireny koa aho t@ 1991/1992 andron'i FAAK sy FEI tetsy Behoririka.Fa indray mandeha raha niangona tao @ FEI Behoririka aho dia nisy moment natokana hiasan'ny FM dia niteny t@ fiteny tsy fantatra izay manana dons fa t@io fotoana io aho dia dia mbola miteny irery hoe: tsss mianatra par coeur sy mifanaraka ireo fa tsy mino izany miteny @ fiteny tsy fantatra izany aho.
En même temps dia maheno feo mibitsika aho hoe: aza mihaino izany ianao fa mivavaha, tsy marina izany eritreritrao izany de aisi de suite farany kay hoy ilay namako niaraka tamiko nony nirava ny culte de noarahabainy za hoe: arahabaina ianao nahazo fanomezam-pahasoavana , de za gaga be fa tsy nampoiziko.

linarako2: bon courage, dia mahareta hatr@farany fa
tsy mora ny miaina miaraka @ Kristy sy mitandrina ny didiny :-*:-*
20. methode ( 29/11/2006 09:21)
Za mbola tsy naheno le feo hatramin'izao alooha! Mbola miandry foana. Fa tsy voatery hiteny nge ny Fanahy Masina fa ny feon'ny fieritreretana dia efa ampy iasany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121