Ireo mpomba an-DRAVALOMANANA sasantsasany MAHAMENATRA!

1. SARERAKA2 ( 24/11/2006 21:10)
Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra ny ataon'ireo mpomba an-ndRAVALOMANANA sasantsasany eto @ tanàna eto indrindra moa @ izao propagande izao.Ao ireo mandrovitra ankitsirano ny affichen'ny candidats hafa! raha mbà mankao @ chat rta izany moa ianao dia NY TENA NO MENATRA ! teny ratsy sy ompa vary raraka no ao mahamenatra tokoa ary aleo mivoaka haingana .Manginy fotsiny ireo daroka sy vono izay nahazo ny mpanohitra teny @ 13 mai herintaona lasa izay .Izany ve no FAMPANDROSOANA HAINGANA SY MAHARITRA nodradradradraina teny @ 13 mai ...toa fiainana JIOLAHIM-BOTO sy BORDEL .

AIZA MOA NO HANDROSO E!

MAMPALAHELO TOKOA ary MAHONENA indrisy fa na ny afrikanina sauvage aza angamba tsy dia manao an'izany intsony!
novalian'i niryna ny 18/12/2006 00:02
2. Fiffi ( 24/11/2006 21:37)
SARERAKA2:
raha mbà mankao @ chat rta izany moa ianao dia NY TENA NO MENATRA ! teny ratsy sy ompa vary raraka no ao mahamenatra tokoa ary aleo mivoaka haingana .
ianao no te andeha any koh ! tsidio ange ny tchat karajia ato @ sera2 eh ! de ho hitanao ny fandehany.......


3. Robert ( 24/11/2006 22:27)
Sareraka aveloa ny helony fa tsy fantany izay ataony.(Tohin'ilay Jesosy atsy ambadika..)

Tsy mety kosa aloha izany atao ireo olona fanatik izany, Manameloka izany ny tenako...

Izao zavatra io anefa de hita eo @ andaniny roa. Mpanohana Mpitondra sy mpanohitra...

Fa ny zavatra hitako mpalahelo ankehitriny de ireo kandida sasany manohana ny zavatra nataon'i Gl Fidy.

Manaiky zah fa akaiky loatra ilay 3 déc ka mbola tsy vonona hiantrina an'io ny Kandida sasany, fa ilay fitiavana hanakorontana no loza..

AIZA MOA NO HANDROSO E!! (Hoy Sareraka2)

Misy fifidiana tokony handraisana fahefana @ 3 Déc, de lalana hafa (fanakorontanana) no safidiny sasany.

MAMPALAHELO TOKOA ary MAHONENA indrisy fa na ny afrikanina sauvage aza angamba tsy dia manao an'izany intsony! (Hoy Sareraka2)
4. kolokanto ( 24/11/2006 23:15)
Miarahaba ny rehetra indray e!!
Tena sur ve ianareo fa pomba ny filoha Ravalomanana izany olona izany!! Sao lahy mba olona mpandoto rano fotsiny hanaovana izay hanaratsiana sy tsy hitiavana ary hanalana baraka ireo olona tena momba an-dRavalomanana fotsiny izany!! Ilazana fa olona jiolahim-boto sy tsy mendrika ireo mpomba ny filoha??
5. hery ( 24/11/2006 23:24)
Ary ireo tsikera mamoafady nataon'i sareraka1 tamin'ny sarin'ny namana tao amin'ny serasera izay nanagadrana azy mianakavy? Jereo aloha ny tenanao dia izay vao mijery ny hafa.
6. Fiffi ( 25/11/2006 07:39)
aiza no handroso marina raha zany no nataon'i sareraka1 ?
7. kitjo ( 25/11/2006 20:02)
ay nisy anzany ry hery?

:roll:
8. methode ( 29/11/2006 09:26)
Ary sao de mba sareraka ary le nandrovitra afisy io! hihihi!
9. tsimatimanota ( 30/11/2006 11:07)
:sareraka 2: rehefa tsy zakanao le fitondrana @ zao fotoana dia manaova koa refusé politique aloa,
dia @ 2013 indray mihainohaino raha efa tsy ravalo intsony no eo, raha mbola izy moa dia mamonoa tena fa tsy tafa intsony nareo mpanohitra,
Azo^:^=))=))=))=))=)):-@:-@:-@
10. niryna ( 18/12/2006 00:02)
Hatramin'izay naha politika ny politika dia tsy maintsy mifanenjika daholo ry zalahy,ny FRS, Arema, tsy maintsy miditra Serema ny mpiasa-panjakana,adinonareo angaha ny namono ny filoha nitondra herin'andro.Habibiana daholo no nahazo ary tsy nisy nihoatra ny nataon'izay mpitondra farany fa hatramin'izao izay adala tsy hendry rehetra manana basy daholo.Lasa dahalo ny very seza.Nisy soratra ve teo amin'ny tarehin'ireo olona hoe izahay miaraka amin-dRavalomanana? Sao dia mba very seza kosa ary rangahy izay miteny io,dia tsy nisy na polisy na miaramila nitandro ny fahalemana ve teo na niantso ny polisy tamin'ny telecel? Tsy marina angamba izany fa fandrembirebena fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1248