James Bond: Casino Royal

1. hery ( 16/11/2006 13:42)
Hivoaka rahampitso ilay film James Bond vaovao lalaovin'i Daniel Graig. Ny nanaitra ahy dia hoe any Madagasikara no manomboka ny tantara :-)...

Jereo eto ny sary
novalian'i ronaldo09 ny 08/02/2007 16:06
2. Fiffi ( 16/11/2006 15:07)
hummm...tsara jerena zany film zany an ! :)
3. fijo ( 16/11/2006 20:34)
ka atramin'izay nitondran'ilay 8 izay anie mba efa manomboka hain'ny olona madagascar e
4. cutie ( 16/11/2006 21:14)
ka le madagascar 2 koa aza hono efa hivoaka :lol::lol:
5. cutie ( 16/11/2006 22:12)
tsy mba nahita Madagascar tao za :lol:
6. malalatinasoa ( 17/11/2006 06:27)
Bon tsy naheno an'zany madagascar zany za.
Raha tsy hoe lasa bahamas i madagasikara :wink:
7. cutie ( 17/11/2006 20:50)
:-D:-D:-D:-D
aleo hojerena refa mivoaka de ho hita eo :wink:
Nivoaka gazety taty koa manko io :lol:
8. kitjo ( 19/11/2006 19:57)
tsy dia tiako ilay izy ry Hery

vao nivoaka t@herinandro maika ery

ilay tantara tsara fa ilay rangahy io tsy mahavoa an i Pierce Brosnan fa ny endriny mitsy noa toa tsy mety @ilay 007..asa aloha fa dia ny ankamaroan'ny komenteran'ny olona e

jereo etsy ambony fa nataoko ao koa ny video ny tournagen'ny Amazing race natao tany Madagasikara

emission amerikana izy io ka vitsy ny Gasy angamba no nahita..aty moa mandeha mivantana!

9. kitjo ( 19/11/2006 19:59)
efa hivoaka i Madagascar2

fa "Coast to Coast Madagascar" angamba no hivoaka mialoha..tokony t@ity volana ity fa asa!

inspiraka t@ Madagascar iany fa tena film fa tsy cartoon..production karana fa amerikana no milalao aminy....resaka kolontsaina no tena aseho ao anatiny

aleo jereko ny lien momba ilay izy fa ts tadidiko tsn!
10. Zina ( 20/11/2006 00:38)
malalatinasoa [ Valio ] 17-11-2006 07:27:35
Lohateny : Re : James Bond: Casino Royal
Bon tsy naheno an'zany madagascar zany za.
Raha tsy hoe lasa bahamas i madagasikara

zany mihitsy retsy a...
ny anarana fotsiny retsy no natao tao a ...Ghana, madagascar ary namibia izay raha tsy diso aho...
Misy Cobra ve any dago?
11. ftma ( 24/11/2006 15:36)
misy critique momba an'io film io ato:
http://www.excessif.com/news.php?17503&page=3
izay nijery aloha dia faly daholo indrandra momba ny séquence tany Madagascar
12. hery ( 24/11/2006 16:03)
Ny erreurs sy ny mise en scènes tratra :-p

http://imdb.com/title/tt0381061/goofs

Raha mbola tsy nijery an'ilay film fa mbola hijery dia aza vakiana io ambony io fa manjary tsisy tsirony intsony :-)
13. kelly13 ( 24/11/2006 18:06)
kiiiii, asio fandikanteny ry hery fa tena fan ny tenanay @ le angalisy b ka:)
14. cutie ( 25/11/2006 21:44)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 20-11-2006 01:38:53
Lohateny : Re : James Bond: Casino Royal
Voalaza teo :
malalatinasoa [ Valio ] 17-11-2006 07:27:35
Lohateny : Re : James Bond: Casino Royal
Bon tsy naheno an'zany madagascar zany za.
Raha tsy hoe lasa bahamas i madagasikara

zany mihitsy retsy a...
ny anarana fotsiny retsy no natao tao a ...Ghana, madagascar ary namibia izay raha tsy diso aho...
Misy Cobra ve any dago?

hita koa
napetraka tao fotsiny Madagascar, to sound exotic
na t@ credits farany aza tsy nisy soratra Madagascar akory tao.
tsara alou le film na de zany aza, sady mampime :lol:
15. Lenaivofilm ( 27/11/2006 12:12)
Amiko amin'ny maha mpilalao film ahy dia efa tena mba dingana tsara ny natao tamin'io film io satria mba efa misy antsika, ny momba ilay Madagasikara 2 indray dia mbola tsy hitako ka tsy haiko ny milaza azy ny 1 noe fa hitako. Ny faniriako dia mba ho lasa à la une toy izao ato izao koa ny film lalaovinay eto Dago, afaka mampifandray anareo amin'ny film malagasy aho raha ilaina
16. cutie ( 27/11/2006 15:30)
Efa tsy misy tsy mahalal an'ny Mada tsony ngamba zao ny oul :)
17. Rasiligaoma ( 28/11/2006 00:51)
ohatran'izany koa ange ny james bond e.. mody hoe cuba nefa tsy tany cuba akory .. dia mody hoe korea avaratra nefa tsy korea avaratra akory ...
de mody hoe m/car izany..

fa tsy mampaninona aloha fa efa mba nampalaza antsika e...
18. Zina ( 28/11/2006 18:17)
hita koa
napetraka tao fotsiny Madagascar, to sound exotic
na t@ credits farany aza tsy nisy soratra Madagascar akory tao.
tsara alou le film na de zany aza, sady mampime

zany mihitsy retsy a...niandry hatramin'ny farany mihitsy aho fa tsy misy milaza ny Dago tao... Bahamas doly hihihih
raha nijery tsara nareo nifanenjika ilay bandy mainty sy i JB dia tonga hatrany @ ranomasina sy ilay nisy an'ny "crane" ireny tsy misy an'ireny akory any dago hihihih
19. ikaretsaka ( 02/12/2006 05:05)
fa hatramin'ny nisian'ireny JB sy ilay film Madagascar aloha dia tsy mandeha loatra intsony ilay hoe .. "Aiza koa izany?"
fa zao rehefa vao miteny hoe "avy any Madagasikara aho " tonga de mba arany!
20. Zina ( 03/12/2006 02:04)
Ikaretsaka a ie marina zany hihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859