television

1. dasy ( 15/11/2006 13:41)
o ry Hery a ! nahoana no de tsy manao television malagasy ianareo ?
novalian'i caprio ny 15/11/2006 23:00
2. booboo ( 15/11/2006 14:10)
hihihihi re-

nahoana no de tsy manao television malagasy ianareo ?
3. Fiffi ( 15/11/2006 14:35)
dasy:
o ry Hery a ! nahoana no de tsy manao television malagasy ianareo ?
dasy: andao daholo isika hanampy ny sera2 @ fandoavana ny hetra de mety hisy io ! hihihihih


4. dasy ( 15/11/2006 15:55)
de ataovy aza e!
5. vale ( 15/11/2006 16:32)
de dasy hijery fotsiny ?:-D
6. Fiffi ( 15/11/2006 18:46)
tsy mety kosa raha hijery fotsiny an! :-D:-D
7. dadasy ( 15/11/2006 19:26)
kay nataoko fa za aza le nanoratra kay tsy ampy da- le izy :roll:
8. caprio ( 15/11/2006 23:00)
Marina mintsy zany ry hery fa mba asio fahitalavitra gasy ato a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3418