Zo no ataoko anaranao

21. nina16 ( 20/02/2016 22:54)
Zo Lalaina Andrianina le izy ko..
jentilisa:

io indray no nahazoako ny anarako! vao nivoaka mihitsy io poezia io. Nalisoa Ravalitera no nanaoratra azy kosa araka ny fahalalako azy!
22. neo16 ( 17/04/2016 12:04)

nikopol:


Resaka mandray roa ilay izy



Tsy mandray roa fa mandray telo mihitsy satria izao :

- Nalisoa Ravalitera no nanoratra an'ilay tononkalo misy hoe "Zo lalaina sy andrianina".
- Araka ny voalazan'i Nikopol dia nanoratra "Zo" koa i Rado ho an'ilay zafikeliny lahy efa nodimandry.
- Manan-jafikely vavy koa nefa i Rado ary ny anaran'ity tovovavy ity dia "Zo Lalaina sy Andrianina" (niara-nianatra taminay teny Ankatso).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3253