Ny tanora mifankatia

1. Kamoufle ( 26/10/2006 08:04)
Tanora rao tafahoana
Misarisary zoro ,mmifanao fotoana,
Fitia vao maniry ka atao miafinkafina
Ny fo mitempo fitia , tsy azo lavina

Ho an'ireo tanora roa izay maniry ny ho iray
Ny fitia tsy voafetra , tsy ho lany vay
Roa be didoha , tsy azo hatoro
Fa fitia tsara fototra ,tsy mihorohoro

Mandeha ny volana ,misesy ny taona
Ny fiarahandroa , ve fanaovanaovampoana
Mitombo ny zaza, ny fitia roa miha antitra
Ingahy lehibe koa moa , efa tsy ho dangitra
Fa i madama be , na dia menopaozy
Mbola mafana vatana ka mitady daozy
Ilay fananahany , tsy azo avela
Noho ny ngidihidy , dia aderadera
Gaga ny ankizy , fa bevohoka ra mama
Fa ny anareo ve , fitiavana sa havetavetana
Tsetsatsetsa tsy haritra hoy ny ankizy
Fa ireto mpifankatia ,mbola be bizy
2. Fiffi ( 26/10/2006 08:12)
inona indray ary ity :?::roll::roll:izao ve no hatao hoe antson'ny fo :?::roll:
3. Aino ( 26/10/2006 09:06)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 26-10-2006 10:12:13
Lohateny : Re : Ny tanora mifankatia
inona indray ary ity izao ve no hatao hoe antson'ny fo

:°):°)8)8)
4. little ( 26/10/2006 09:08)
Avelao kosa izy hilaza izay mba ao am-pony e! Aleoko lavitra aloha mahita azy toa iao toa izay tsy mitsahatra ny manindrona olona e! Mety ry Kamoufle an!!!!:-*
5. vale ( 27/10/2006 08:57)
kamoufle::o
6. vale ( 27/10/2006 11:25)
little: in ty manindrona ol:roll::roll::°)
7. cutie ( 27/10/2006 14:14)
:-D:-D:-D:-D
8. vale ( 28/10/2006 09:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. fenitramialifera ( 11/11/2006 21:58)
azo jerena fa tsy fampiseooo maso:*(l):P=((=)):-$^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3758