fanorenana orin'asa

1. akama2006 ( 19/10/2006 13:19)
miarahaba!
hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanaganan orin'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodina vokatra no eritreritro izany!
misaotra
2. xxx ( 19/10/2006 13:43)
tsy diso adresse ve ny akama !
3. sonwin ( 20/10/2006 09:13)
Manantona any amin'ny GUIDE (Guichet unique des investissements et de développement des entreprises) dia azonao izay rehetra ilainao. Raha any ampita indray ianao dia ataovy izay hifandraisana amin-dry zareo.Tadiavo ao anaty google ao ny contact na anontanio any amin'ny ambassade.
4. AndryGTI ( 14/11/2006 08:05)
toa efa misy aza @ site hoe investir à mada kou !!
5. kitjo ( 16/11/2006 15:11)
akama> ao @ siten'ny gouvernement mandeha fa misy lien ao!

sinon site @ministere industrie koa misy info izay tokony ho fantatra.

Ny fakana ny carte professionelle, patente sns momba ny taxe rehetra dia vita ao @ Contribution daholo

Raha PME aza adino ny manao avis de constitution an'ilay izy @ gazety fa TSY MAINTSY io.
Adino eo rehefa tena ao anatin'ny fahamaikana!

d miaraka miasa isika an! hihihi
fa mba asiana produit TIKO ny gouter..:-P:-*

mazto lesy e..milay!
6. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:57)
Azo alaina ao @ GUIDE daholo ny instructions de mandeha any @ stat sy ny impots @ zay de maka carte pro de mankany @ ordre... raha zavatra misy idiran ny ordre no atao dia manao avis de constitution de zay
7. Rasiligaoma ( 02/01/2007 15:59)
izay izany...
fa ny manaraka lalAna ihany no tsara na izany aza an
sao bizna tsy milamina ka traingo eo ..
vao mainka voa double
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1511