Andramo ihany sao mahasoa, rehefa mahazo mahalalà misaotra

1. rrgmt ( 15/10/2006 02:41)
VATSIM-PIANARANA SY FAMATSIAM-BOLA, VANGIO NY TRANOKALA:

http://www.ueac.org?code=11608771384887
novalian'i Jokera ny 16/10/2006 19:15
2. vale ( 15/10/2006 12:05)
:-D:-D mahalalà hono misaotra e :lol::-D:-D
tsy ratsy ilay fizarana ny mahasoa kah!!:wink:
3. Fiffi ( 15/10/2006 16:34)
mahasoa ary mahafinaritra ny mi-fampizara fa saingy tsy efa tara loatra ve ? raha @ ity taona ity io an! fa raha ho an'ny taona manaraka indray zany ! :)
4. Hubert ( 16/10/2006 07:12)
Misaotra betsaka e!:D
5. 2gasy ( 16/10/2006 08:23)
Itony resaka affiliation itony dia ny any am-paosinao indray no manaraka.
Mba jerero ange aiza ao @ io site io no milaza fa organisme ara-dalàna io ?
Amiko io dia ARNAQUE 100%
6. vale ( 16/10/2006 09:00)
:-w...zany ve ry 2gasy? :roll:
7. 2gasy ( 16/10/2006 10:10)
Izao ve dia azo inoana ?

"1000 à 5000 $ par mois, SANS AUCUN INVESTISSEMENT"
8. Jokera ( 16/10/2006 19:15)
Marina ny anao ry 2gasy ary tokony ho henjehina mafy ny olona mandefa ireny site arnaque ireny. Ry zareo Nigeriana aloha no tena itako-maso manam-pahaizana amin'itony arnaque itony eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3233